REGARDER Vidéo arrivée Ratsiraka 24 novembre 2011 à Madagascar

1. vatofototra ( 24/11/2011 18:39)
REGARDER Vidéo arrivée Ratsiraka 24 novembre 2011 à Madagascar

http://www.vatofototra.com/
novalian'i kooool4 ny 27/11/2011 03:09
2. sitlo ( 25/11/2011 08:05)
Mba tsy nasiny aza hoe: je me fous du passé


3. doria ( 25/11/2011 12:50)
Nahazo 100.000 euros io rah nanao Mon incroyable talent !!!!!

Mafy le very seza , mampitampy le mitady le seza very aveo !lollllll
4. sitlo ( 25/11/2011 17:02)
Ny retour d'age sy ny enjiky ny eritreritra koa mahamay be mampivika.

Tsy sahy niala tsiny ohatra ny tamin'ny 1995-1996 vokatry ny nataony tamin'ny 1991.

Ireo rasil sy milisy maty tany Ambositra, Brickaville ary Diego tamin'ny 2002 mody tsy nasian'ilery resaka mihitsy fa mody mihirahira.
Ny infrastructure napoakan'ilery tsy noresahany fa ny volan'ny tresor lany no mody hoe nanamboarana tetezana sy nanomanana BEPC.
Nefa ny tetezana izay fanomezana nomen'ny firenena Ukrain ho an'i Madagasikara aza nataon'ilery propriété privée ho an'ny zanany.
5. AndriambyII ( 25/11/2011 18:50)
Tokony tsy mahazo milatsaka ho PR intsony izy fa efa be taona klé !
6. AndriambyII ( 25/11/2011 20:09)
Allah ackbar teo antseranam-piaramanidina .Lol.
7. milamm ( 25/11/2011 21:14)
solaloha miloloha voatavo i deba sy lavanify tafaraka samy malama fahavalo iombonany izy mianaka samy mpandainga sy mpamitaka soavaliny frantsa ny filoha Ravalomanana. Tsy ho adinony rehetra akory ny heloka nataony, ataony sy kasainy manaraka eo. Santionany kirakira nindramina

http://rlm.ralama.com/Php/Ratsiraka.php?p_reffer=http://rlm.ralama.com/Php/Launch.php%3FIR

Itpkl Ratsimandrava, ny halatra sambo gasikara afera kung-fu 85 ny 10 aogositra 1991... tsy meloka ny tenany ozy ary tsy misy fitsarana afaka manameloka azy, manary lefona sy salohy izy fa tonga ifanaraka
8. AndriambyII ( 26/11/2011 11:59)
Aiza moa ka ry Edith Piaf avy aza no maitre a pensé -any ! Kaikitra akaiky mintsy !Je m' en fous de tout ouzz ny faran' ny hirany .
9. AndriambyII ( 26/11/2011 12:02)
Rectification " Il s'en fout du passé " Purée
10. andrywui ( 26/11/2011 19:42)
fa aleo deba toy zay i dada mpamono olona .......
11. kooool4 ( 27/11/2011 03:08)
Hahahaha, ny talentany aloha tsy very e... za tsy pro radidy mihitsy fa za mahita hoe fetsy be io ranamana io, un grand manipulateur, et d'une manière ou d'une autre c'est lui le plus gros gagnant, il les a tous baisé, hahahahaha... na hanao politika io na tsy hanao intsony au moins tafody aloha izy, espérons tout simplement qu'il va rester dans son coin et ne plus foutre la bordel amin'izao firenena efa latsaka lalina izao...
12. kooool4 ( 27/11/2011 03:09)
''Le'' bordel, :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6943