Liste des messages

Liste des messages, inserés par kooool4, par ordre de date
kooool4 ( 04/12/2011 04:47)
vinavina oscar 2012 - efa tonga any madagasikara ve ny sasantsasany amin'ireo sarimihetsika mety hahazo???
Ho avy indray izao ny 'cérémonie des oscars' ho antsika mpankafy sarimihetsika ka mba iza re no vinavina e? Meilleur film, meilleur réalisateur, meilleurs acteur et actrice sns.... Izahay eto fran... suite
kooool4 ( 27/11/2011 06:50)
ny teny malagasy ho teny enti-mampianatra any an-tsekoly: nofy sa azo tanterahina?
Miarahaba antsika rehetra o! Entiko ny adihevitra satria lasa resa-be foana ity teny malagasy ity, raha tsy hiresaka ny fampiasana azy afa-tsy any an-tsekoly isika. Tiako marihina fa ny fanadihadian... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065