miteny ho azy ny toejavatra ankotrio e

1. andrywui ( 14/11/2011 20:07)
manao tsipaky ny miala aina sisa ny tapa-doha !!!!!

----mafy ihany ny mamerina ny navotsotra ka !!!


---tsy aleo ve mba nofikirina ihany le pouvoir de farafahalikamatiny aza mba maty amboninahitra otran'i Kaddafi rehefa samy hiady ihany toy izay izao ::::: ny tena nitsoaka nanao sesitany ny tena ,ny vola norobaina kely sisa , ireo mpanohana tsy hita beniany ze adiny fa lasa nitaingina anle mirifatra daholo refa nahavoa ny des milliards an'i dada ,tena oul malhonnete lozatany kay zany reto mpiondana mianakams ireto !!! afabaraka i dada diranze matsatso fa niterajanabaratra tsy valahara ka ny fananandray ihany no nakepony tssssshhh
novalian'i andrywui ny 15/11/2011 12:32
2. andrywui ( 15/11/2011 12:32)
ngah misy seza betsaka na ambonimbony ho anareo eo e !! voamboatavo ihany no azon'i zanak'ali.....zanak'idada azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517