Ny grevy 2002 ve?

1. sitlo ( 08/11/2011 10:33)


Raha ny olona nofidin'ireo no nahongana tamin'ny basy. Raha ireo foana no asaina mangina dia tsy ho tapitra mihitsy ny krizy.
novalian'i m.i.s.a ny 09/11/2011 05:54
2. andrywui ( 08/11/2011 20:16)
ka ireo ihany kou no nanongana an'ilay nofidiany tamin'ny basy kou izy ihany zany no nirevy ny vazony satria anazy ihany zany ry bainn fa tsy bombina akory ny fikany a !

aiza ary enao zany


pppffffff !!
3. sitlo ( 09/11/2011 00:12)




re: bandy mivika
4. m.i.s.a ( 09/11/2011 05:54)
re: tena tsy avotra intsony ty bandy mivika andrywui ty leaza a !


marina zany sitlo a ! ka ho iza moa fa dia ireo olona ireo ihany anie no ao e ! ny mampalahelo fotsiny dia noho ny fahasahiranana sy ny asa very noho ny degany nataon'i radomelina dia lasa nanaiky tsy fidiny ny sasany nanaraka azy ary notambazana vola e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0357