ka ireo ihany kou no nanongana an'ilay nofidiany tamin'ny basy kou izy ihany zany no nirevy ny vazony satria anazy ihany zany ry bainn fa tsy bombina akory ny fikany a !
re: tena tsy avotra intsony ty bandy mivika andrywui ty leaza a !
marina zany sitlo a ! ka ho iza moa fa dia ireo olona ireo ihany anie no ao e ! ny mampalahelo fotsiny dia noho ny fahasahiranana sy ny asa very noho ny degany nataon'i radomelina dia lasa nanaiky tsy fidiny ny sasany nanaraka azy ary notambazana vola e