INVITE DU ZOMA DU 30 SEPT JENERALYdv RABARISOA RANTO

1. rijadolly ( 01/10/2011 03:24)
Anisan'ireo namindram-pahefana nataon'ny Ravalomanana

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/invite-du-zoma-du-30-sept-rabarisoa-ranto-5603295
novalian'i saho ny 04/10/2011 17:44
2. rijadolly ( 01/10/2011 05:51)
VAOVAO DU 30 SEPT 2011

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-30-sept-2011-5603019
3. saho ( 02/10/2011 21:28)
Tena nahazo vola fanampiana be zany gasikara
ao ny 8millions euros, ao ny 5millions euros, ao ny vola toko sy forohina euros

Fanamboarana Infrastructure (rue, paompy , angovo sns...) hono ny tena hanampiana
Sakafo sy resaka fahasalamana
mbola misy hafa koa

Fa ny sisa vola ambiny dia hanaovana Budget fanjakana

Ny vondrona europeana hono no efa nanampy ireo vola ireo, ary mbola manana 15 volana ny fanjakana malagasy tetezamita hahafahany manarapo....

Izay zany vao nipoitra hoe izay ihany no tena hifinancer na ity tetezamita ity, fa raha ny tena izy dia mino za fa tsy ny vola sisa ambiny no hi financer na ny fitondrana tetezamita fa ny 99% tafiditra ampaosy samy ambony ao, iza no hiraharaha na vita ny lalana, na mihinankanina na mahazo fanafody maimaimpoana ny vahoaka, na hisy foana ny jiro mirehitra....

Voafitaka ny vahoaka malagasy
4. andrywui ( 04/10/2011 14:57)
saho a !! ity ary ny valiny ee



mba vazivazy fotsiny io ah sao de oe io ary fa mangalatra tokoa
5. andrywui ( 04/10/2011 15:03)
mba hira fampaherezako anareo mpiondana io zany ee

tsy mazava ozizy ny lalan'ny miliara !! zay mou le izy ry saho ???
6. saho ( 04/10/2011 17:44)
Efa miam miam daholo zany ry zalahy ao tompontoerana
Efa miova b zao ny fomba fiainana ao mada, ny manana toerana ara politika no tena miaina
Midira daholo manao politika, mahaiza misafidy partie
Fanilo leader, sa Tim sa TGV sa inn njay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8417