faingo tanteraka e .... akory atao baba !!
1. andrywui
(
11/09/2011 20:47)
lesona voaloany : mahazo miditra eto M/car tena ankalalahana hono i dada e eeeee....aiza le tehaka be amzany vaovao tsara zany ry mpiondana aaaa
lesona faharoa : fa saingy kosa .......tsy maintsy ho tsaraina izy (dada)aminireo olona notifitifiriny sy ireo vola lasany ary ireo hadalàna be nataony tamin'ny vahoaka Malagasy !
de aona ?? hiemotra sa handroso ? ......

novalian'i andrywui ny 17/09/2011 22:36
2. hery
(
12/09/2011 04:43)
Mino aho izany fa efa najanona ilay NoTAM nisakanana azy tsy handray fiaramaidina.
Dia miandry izany
Dia miandry izany
3. ronaldo09
(
12/09/2011 11:07)
handroso ka!!!! Ka leiry anie tsy nisy nandroaka fa mpivaro-drano tratr'orana ka todian'ny zava-panao e!!!
Misokatra zany ny varavaran'i Tsiafahy e!!!!!
Misokatra zany ny varavaran'i Tsiafahy e!!!!!
4. locl
(
12/09/2011 11:38)
Ronaldo : Pfffffffff, rahoviana ihany ary nareo ireo vao mba ho afaka amin'ity toe-tsaina mpialona ity e!
Mody izy dia ampy izay, izy ihany no mahy azy e!
Mody izy dia ampy izay, izy ihany no mahy azy e!
5. Theophile
(
12/09/2011 20:58)
Aleo izy ho avy dia ho hita eo hoe iza no diso. Mahatsiaro tena ho responsable ve ry TGV nandefa olona ho vonoina teny Ambohitsiroatra sa dia ny hafa foana no lazaina fa diso.
Maninona koa nareo no tsy mandefa olona eny @ palais d'Elysée dia ho hitantsika eo ny ahazo anareo.
Maninona koa nareo no tsy mandefa olona eny @ palais d'Elysée dia ho hitantsika eo ny ahazo anareo.
6. papala
(
13/09/2011 05:21)
ry TGV mihintsy no nitifitra an'ireny ol teny ambohitsorohitra ireny e!!!!!!!!!!!! efa fomba fanaon-dry zareo niaraka t@ deba zany mitifitifitra ol zany!!!!!!!!!raha tsy zany ve handoavan'i lava sanga 1million isaky ny faty 1isambolana ny fianakaviany???????nanomboka t@ 10 août ka mandraka ankehitriny. aleo HODY EO PDT RAVALOMANANA fa ho hitantsika eo zany, miseho arangaranga daholo zao tsiafahy zao e, oaoaoaooaoaoaoo!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
7. xhavier
(
13/09/2011 13:53)
Fa inona no tena olana e?ny fodian-dRavalo ve sa ny fiainantsika mianakavy na mody izy na tsy mody tsy hitako zay olana, gasy anie iny ka aleo izy hody sahala amin'ny gasy rehetra.Ny ahy zao no tena de ity fiainana miha sarotra abdro aman'alina za zao mba nanantena hoe mba hidina ny vidim-piainanana rejefa iAndry no mitondra kay vao loza ka tsy aleo mody ihany ry zalahy any andafy any fa sao izay no matsaratsara an'ity tantara ty fa mino aho aloha fa tsy miova io fa isika no tena adala
8. Theophile
(
13/09/2011 20:43)
ka efa tsy mahita vaha olana intsony ny FAT nefa mbola be zesta sy be vava ihany. Ny fiainana efa mihasarotra isan'andro satria anie 70%-n'ny budget ampiasain'ny fanjakana dia vola fanampiana avy any ivelany. Raha tsy reconnu internationalement ny mpitondra eo vao maika ho sahirana isika. Ny reconnaissance internationale tsy ho azo raha tsy manaiky ny SADC, izy anefa nilaza hatrany amboalohany fa tsy ekeny ny olona nanonga-panjakana aty @ Afrique australe. Ny vaha olana dia ny fiarahan'ny rehetra mitantana ny tetezamita mba ahafahana miala @ fanongana-panjakana any aoriana.
Ny olantsika Malagasy hatrizay dia nisy foana ny apartheid politika ary niseho t@ endriny maro, hany ka zay nahatsiaro tena fa voahilika dia manongana an'izay eo @ fitondrana @ alalan'ny fitarihana olona hidina an-dalambe, tsisy fifandimbiasa-pahefana t@ fomba nilamina fa tao anaty korontana foana. Io no tsy tokony hiverina intsony. Izany hoe mila fifidianana karakaran'ny rehetra ary eken'ny rehetra ny valiny. Mbola asabe izany fa tsy ho vita vetivety

9. andrywui
(
17/09/2011 22:36)
aaaaadddrraaayyy ... afaka miditra mitsy dada ka !! fa ny procedure hidirany ry hery no nanakanani notam zay fa raha vita milay tsara ny ttsiny de midira ,midira ry akanganay ,::!!!! o mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa fa masaka ny loh'omby !!!!
tsy misy hisangy aminy eo ny oul fa mahazo miditra kosa izy ,, de tsaraina aminireo hadalàna vitany teto amin firenena satria efa olona tsotra tsy lehiben'ny andrimpanjakana na lehiben'ny miaramila intsony izy zao fa otratsika sy hery zao ihany ,,, noho izany de misokatra ny varavarana dada a !!!midira ho tazanina eee ... courage dada aa midira fa miandry mafy anao kou i Gal Fidy amzao ,,, ZAH rahateo kou mbola manana trosa kely aminao noho ny "raiko " ..... mandrosoa ary ry mpanarato ooooo