HAY TEO FOANA I KRISTY
2. diamondra27
(
27/07/2011 08:28)
oui , eo anilantsika mandrakariva ny Tompo.
Ianao no mety manadino Azy fa Jesosy Kristy dia momba antsika foana mandra-paha-tapitry ny fofon'aintsika.
C'est un ami FIDELE et TENDRE; tsy mamitaka ary tena afaka manome izay ilainao araka ny sitrapony raha mangataka zavatra Aminy ianao.

3. RBNIR
(
27/07/2011 09:29)
diamondra27:
oui , eo anilantsika mandrakariva ny Tompo.
Ianao no mety manadino Azy fa Jesosy Kristy dia momba antsika foana mandra-paha-tapitry ny fofon'aintsika.
C'est un ami FIDELE et TENDRE; tsy mamitaka ary tena afaka manome izay ilainao araka ny sitrapony raha mangataka zavatra Aminy ianao.
Tena teo foana marina izy namana diamondra, fa ny tenako no tsy nahafantatra.
Tsapako ny Fitiavany sy ny Famindram-pony an-kehitriny,
Ary izao vao tsapako fa tsy misy mahasolo na azo atakalo Azy raha mbola eto amin'ity fiainana ity,
TENA TSARA NY TOMPON-TSIKA E
4. diamondra27
(
27/07/2011 11:30)
RBNIR:ie tsara ny Tompo. Tsy misy mahasolo io Jesosy io eto an-tany. Afaka manome anao fiadanampo io , tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao izay hoe: mihinana fanafody na misotro na mifoka mba hanadinoina ny fahoriana fa tena la paix tanteraka tsy hainao ny manazava azy.
Anjarantsika efa mahalala izany Fitiavany sy famindrapony izany no mizara ho an'ny hafa.
Mahereza e! Aza miala Aminy na inona manjo anao eo @ fiainanao fa ho hitanao ny voninahiny.

5. rijadolly
(
28/07/2011 02:26)
tena la paix tanteraka tsy hainao ny manazava azy.
Io ilay tsy hitan'izay tsy manandrana AZY tsy misy fangarony, sy izay tsy mampandroso AZY izay mandondona fatratra eo am-baravaranao foana. Koa raha miara-misakafo Aminy ianao dia ahita an'io tsiron-kanina io.
Anjarantsika efa mahalala izany Fitiavany sy famindrapony izany no mizara ho an'ny hafa.
Mahereza e! Aza miala Aminy na inona manjo anao eo @ fiainanao fa ho hitanao ny voninahiny.
Marina tokoa izany, mitoera ho fitaratra mandrakariva.