-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe :
- noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ….
- sady manara-maso azy ny eran'izao tontolo izao, de mahita ireo laingalainga be dia be hataony de vao maika mihinan- .
- vao andeha any gaborone izy de ny fitanisana sy fanaratsiana an'ireo filoha teo aloha no afafiny @ TVM. de vao maika mitombo ihany ny ol tsy tia maizina azy.
- FA HIPOKA IO FA EFA MAFY LOATRA NY FIAINANA ETO MADAKASIKARA AN. rehefa tsy tafavoakany de lazAiny fa misy mamingana foana nefa NY TSY FAHAIZAN-DRAJOELINA sy NY FORONGONO NO MAMPAHALENTIKA AN'ITY FIRENENA ITY!
DE RAHOVIANA IHANY ARY RY LE TSIVANONA IREO NO HIALA TEO E?
Tena azony mihintsy izany fa saingy tsy afamanoatra intsony izy satria nanao fifanarahana ny aleoko maty tamin'ireo jiolahimboto politika rehetra nampiakatra azy teo.mino aho fa efa tsy misy heviny intsony io fa manatanteraka baiko fotsiny izy satria mety misy mandrahona ao ambadika ao.Ny tena ratsy anefa dia izao ,ireo olona ao ambadika ireo dia fetsy be fa miafina ambadiky rajoelina daholo dia mihinana fa rehefa misy tsy fietezana avy eo dia rajoelina no tompon'andraikitra teo dia izy no maimbo eo.izay no tsy hamelana andravalomanana mody eto satria ho tapaka daholo ny tenda ,izy mbola be mpitia be ary mety mbola ho lany mihintsy.Resaka politika maloto fotsiny io fa tsy misy fitiavana tanindrazana mihintsy .Izay hahafeno ny paosy fotsiny fa tsy mijery ny vahoaka mihintsy .Aleo nge ho hitantsika eo fa raha izao mantsy ho ratsy ity tantara ity an.