Manahoana daholo isika

1. Rasoaly ( 18/05/2011 07:00)
Manahoana daholo isika,mahereza mivavaka ary ankino amin'izy Tompo foana ny fiainantsika isan'andro,aza misaraka Aminy.Jesoa o,mifona Aminao izahay tamin'ny fahotana rehetra vitanay,mamindrĂ  fo aminay ry Tompo.Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy.
novalian'i Rasoaly ny 17/05/2011 23:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0623