Fanjakana tsara tantana=.....

1. andrywui ( 12/04/2011 07:45)
Sarotra esorina ,Sarotra alana eo amin n'y toerany satria efa Fanjakana tsara tanana no zao amehezana fohy azy amizao fotoana zao ....i charles miditra rahateo efa tsy nanamaimbo tsony.....koa Inona ndray .....
novalian'i nilex ny 02/05/2011 12:45
2. andrywui ( 12/04/2011 07:48)
Charles maditra efa tsy nanamaimbo tsony eeee...n'y asa rehetra diso mande be loatra ,n'y mpiasampanjakana payé tsara daolo,sad miasa tsara....
3. andrywui ( 12/04/2011 07:51)
Ko inn ndray ary no tadiavin i RUZ e ...mande io tonton a.
4. nilex ( 02/05/2011 05:49)
tena tsara tantana tokoa aloha satria dia feno tsara daholo ny paosindry zalahy rehetra ao ko,sady ny vahoaka tsy afaka miteny mihintsy na dia efa mirefotra aza fa efa voahambana basy daholo izay mitady hietsika.ho hita eo raha tena tsara tantana tokoa rehefa leo ny olona ko,aleo hiaraha mahita eo e.
5. 0uioui ( 02/05/2011 11:28)

tena tsara tantana tokoa aloha satria dia feno tsara daholo ny paosindry zalahy rehetra ao ko,sady ny vahoaka tsy afaka miteny mihintsy na dia efa mirefotra aza fa efa voahambana basy daholo izay mitady hietsika.ho hita eo raha tena tsara tantana tokoa rehefa leo ny olona ko,aleo hiaraha mahita eo e.

fanaon'izay tonga teo kosa zan tonton a , fa tsy oe refa misioka ny sasany de voromanga fa ny hafa toujours vorondolo foana
6. nilex ( 02/05/2011 12:45)
tena samy nameno tokoa fa ny an'ny sasany nofenoiny ny paosiny dia nanome ny an'ny vahoaka koa izy,mba namorona asa izy ,nitoba ny entana na dia feheziny irery aza ,nandeha ny fiainana tamin'ny akapobeany.fa izao ny paosyndry zalahy feno ,ny olona very asa ny fiainana miakatra be ilay menaka 10000fmg nampanantenaina aza moa tsy hita mihintsy nefa dia nilaza fa efa mahita ny lalana momba izany,nefa ny teo aloha mbola 20000fmg ny menaka ,izao efa ho 30000fmg,ny dibera tsy misy tsirony intsony,...sns.tsy misy asa ataon'ny fanjakana izao na iray aza afatsy ny fangalarana bois de rose sy ny fanodinana volampanjakana.Asa raha izao no mitohy fa ho hita eo ,za mahita fa mety hisy éxplosion sociale indray eto rehefa kelikely eo fa saingy tsy hisy mpitarika io fa leo ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549