Ny maso solon''ny maso
1. niryna
(
27/02/2011 06:53)
Fahiny raha misy olona mandratra anao dia ratranao toa izany koa izy: manala ny nifinao izy,dia esorinao koa ny nifiny: Vita hatreo tsy misy tohiny intsony
Fa nahoana tokoa re e
Raha mijery ireto teny ireto isika ao amin'ny soratra masina dia mahavariana tokoa
Matio 5:36-40
Andao ary hiezahantsika ho raisina ny fahafantarantsika ny hevin'izany.
1-36 Aza mianiana amin'ny lohanao; fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza hianao.
2- 37 Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy.
3- 38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24).
39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.
4- 40 Ary izay te-hiady aminao ka ta-haka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao.
Ahoana indray ary ny fandinihantsika ireto teny ireto

novalian'i niryna ny 19/03/2011 04:26
2. nyhaingo
(
02/03/2011 11:16)
ny teny tao amin'ny testamenta taloha dia andron'ny lalàna , fa ny teny ao amin'ny testamenta vaovao kosa dia andron'ny fahasoavana
3. rijadolly
(
03/03/2011 02:35)
ROMANA 13 : 8 Aza avela hisy tsy voaloa na amin'iza na amin'iza, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany; fa izay tia ny namany dia efa nahatanteraka nylalàna.9 Fa ny hoe: "Aza mijangajanga, aza mamono olona, aza mangalatra, aza mitsiriritra zavatr'olona" (Eks. 20. 13-17), mbamin'izay didy hafa rehetra, dia samy efa ao anatin'izao teny izao hoe: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" (Lev. 19. 18).10 Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna.11 Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin'ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin'ny andro vao ninoantsika.12 Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava.
Ny fanaovana ny tsy mety teo amin' olona iray no nahatonga ny lalàna hanan-Kery na ho velona. Io lalàna io anefa dia mipetra foana fa kosa foana ny heriny na tsy mihatra aminao noho ny Fitiavanao tsy hanisy ratsy amin'ny namanao. Porofo iray amin' izany fitiavana namana izany ihany koa ny tsy famaliana ny ratsy ataony aminao izay mitarika azy hanara-dia amin' ilay Fitiavanao.
Ny fahafaham-po ny nofo, izay eto an-tany ihany no antony nametrahana ny lalàna akaotry ny didy folo sy izay mifandraika ireo didy folo ireo; fa kosa voafehin' ny Fitiavana izay mihazakazaka mankany amin' ara-Panahy.
Azo tanterahana anefa ny lalàna na dia amin' ny hendriny hafa aza; fa kosa anjaran' tsirairay ny misafidy na hanantateraka izany izy na hanatanteraka ilay Fitiavana.

4. niryna
(
08/03/2011 21:19)
nyhaingo:dia ahoana?
ny teny tao amin'ny testamenta taloha dia andron'ny lalàna , fa ny teny ao amin'ny testamenta vaovao kosa dia andron'ny fahasoavana
5. niryna
(
08/03/2011 21:22)
rijadolly:misaotra anao
ROMANA 13 : 8 Aza avela hisy tsy voaloa na amin'iza na amin'iza, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany; fa izay tia ny namany dia efa nahatanteraka nylalàna.9 Fa ny hoe: "Aza mijangajanga, aza mamono olona, aza mangalatra, aza mitsiriritra zavatr'olona" (Eks. 20. 13-17), mbamin'izay didy hafa rehetra, dia samy efa ao anatin'izao teny izao hoe: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" (Lev. 19. 18).10 Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna.11 Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin'ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin'ny andro vao ninoantsika.12 Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava.
Ny fanaovana ny tsy mety teo amin' olona iray no nahatonga ny lalàna hanan-Kery na ho velona. Io lalàna io anefa dia mipetra foana fa kosa foana ny heriny na tsy mihatra aminao noho ny Fitiavanao tsy hanisy ratsy amin'ny namanao. Porofo iray amin' izany fitiavana namana izany ihany koa ny tsy famaliana ny ratsy ataony aminao izay mitarika azy hanara-dia amin' ilay Fitiavanao.
Ny fahafaham-po ny nofo, izay eto an-tany ihany no antony nametrahana ny lalàna akaotry ny didy folo sy izay mifandraika ireo didy folo ireo; fa kosa voafehin' ny Fitiavana izay mihazakazaka mankany amin' ara-Panahy.
Azo tanterahana anefa ny lalàna na dia amin' ny hendriny hafa aza; fa kosa anjaran' tsirairay ny misafidy na hanantateraka izany izy na hanatanteraka ilay Fitiavana.
6. AndriambyII
(
10/03/2011 14:28)
Eka ouzz !! @ ny finoana hafa dia lalàna masina ny miaro ny ainy manokana . Tsy ho voatanisa eto izany , nefa @ finoana sasany dia raiki-tampisaka ao antsainy ny zavatra ohatr' izany . Meteza ho eo @ toeran' ny olona nahazo fahafatesan' anaka tsy satry ohatra isika , fahafatesana vokatry ny "vono" par exemple ! Ny niaretany sivy volana hahazoana taranaka ve dia ho vita @ fanalàna ny ain' ny zanany ataon' ny hafa ?
Raha mbola hatreto aloha dia mitombina ilay hoe " oeil pour oeil , dent pour dent " principe "eken' ny boky masina sasany eran-tany ! Nefa kosa misy ny anti- these manao hoe " tiavo ny fahavalonao , tahaka ny nitiavan' A/tra ny zanak' olombelona rehetra !!
Ouppss !!

7. niryna
(
10/03/2011 17:30)
AndriambyII:misaotra anao namaly

ilay maso solon'ny maso anie dia toa izao no fahalalako azy e
Taloha izany na ankehitriny dia sahy mi-hatrika ilay olona ny olona iray raha toa ka nanao ny tsy mety taminy iny.Ary dia samy vita avy eo satria sahy nanatrika,sahy namelaka te-hamaina ohatra satria nofelahiny ilay olona.Dia vita hoy aho ary tsy misy mitazona am-po intsony.Samy nahalala na ilay voafelaka na ilay namelaka fa tsy toy ny teny hoe foiny izaho no namely te-hamaina dia toa tsy tsaroako ilay felaka fa rehefa izaho no voan'ny felaka dia henoko tanteraka ny firitsony,hi,hi
Dia manomboka eo izany ilay fahaizana mamela heloka ary io no tena zavatra sarotra indrindra raha samy izay sarotra satria mila mamela ny heloky ny tena aloha voalohany indrindra,mila mangataka amin'Atra mba omeny fo ahay hamela fa tsy vitan'ny olona fotsiny io indrindra moa hoe maso izany ohatra
8. niryna
(
10/03/2011 17:33)
Ity misy tantara tena nitranga:Fahazazana izy io ary rehefa nilalao teo izy roa lahy dia nifampitifitifitra tamin'ny flesy ka ny mason'ilay mpiasa no voan'ny vato tsy nahy,eny e,natao hoe tsy nahy ilay izy satria noheveriny angamba hoe tsy ho tonga tany anaty maso ilay izy.Potika ny mason'ilay zazalahy ary dia poa-maso izy mandrak'androany .Tsy nisy toiny ilay izy,tsy nisy kapoka nahazo ilay zaza fa toa vitan'ny fialantsiny fotsiny.
10. niryna
(
17/03/2011 04:31)
niryna:ny fahafantarako izany dia hoe ny fampianaran'i kristy dia mampianatra antsika tsy hamaly ratsy ny ratsy,ilay mangina mihitsy tsy miteny satria matetika raha miady aman'olona isika ohatra dia mahafinaritra azy( ilay ankilany) ny mahita antsika tezitra,rehefa tsy miteny kosa isika dia tsy zakan'ny vavoniny ilay izy ,asa aloha fa fomba fijeriko ihany io
3- 38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24).
39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.
11. Miharena
(
17/03/2011 15:15)
Mahafinaritra tokoa ny fanokafan'i Niryna lohahevitra voaboasana toy izao. Marina ny fanamarihan'i Niryna amin'io hevitra farany io fa ny tiako hanampiana azy fotsiny dia endrika roa samihafa no voalaza, dia ny fisian'ny zavatra misy setriny etsy andaniny ary ny zavatra tsy misy setriny etsy an-kilany. Mafy be ny manaiky ilay faharoa eo amin'ny toe-tsain'olombelona satria mafy izany hoe voa izany ary tsy tanty ny mahita ilay nahavoa ny tena miriaria tsy misy tsiny akory avy eo.
Ny fifamelan-keloka anefa no tena zava-dehibe ary ny fahalalàna fa manana fiainana mandrakizay ny tena dia ampy hamelana izay fahadisoana ataon'ny hafa amin'ny tena.
Raha tsy izany no izy dia tsy nanaiky hifantsika i Jesoa. Fa nataoNy izany satria fantaNY fa tsy misy fahafatesana.

12. bor2lais
(
18/03/2011 15:52)
niryna:
ny fahafantarako izany dia hoe ny fampianaran'i kristy dia mampianatra antsika tsy hamaly ratsy ny ratsy,ilay mangina mihitsy tsy miteny satria matetika raha miady aman'olona isika ohatra dia mahafinaritra azy( ilay ankilany) ny mahita antsika tezitra,rehefa tsy miteny kosa isika dia tsy zakan'ny vavoniny ilay izy ,asa aloha fa fomba fijeriko ihany io
Mety misy marina ihany angamba ny voalazan'i niryna eto SAINGY izay tokoa ve no izy sa mba "misy fotoana ahanginana" fotsiny ?
Raha io fihetsika lazainao (mangina tsy miteny) io mantsy amiko dia toa midika (eo imasony) fa manome toha (rariny) ny mpanao ratsy aminao ianao : fitiavana azy ve izany ? Ary sao izay kosa no vao maika mahatonga na miteraka ny lolom-po ka mahatonga ratra anaty mihitsy aza in-11 ...
miharena:
Ny fifamelan-keloka anefa no tena zava-dehibe ...
Iombonako tanteraka ny voalaza SAINGY voateny tsara eto fa "fifamelan-keloka" no lazaina, izany hoe, ny roa tonta no miresaka eto : mariky ny fitiavana rahateo izany. Ary io ilay efa nambarako teto fa sarotra (na tsy misy) ny famelan-keloka amin'ny samy olombelona raha tsy misy ny fiaiken-keloka.
Fomba fijeriko ihany anefa io ...
13. niryna
(
19/03/2011 04:26)
Andao anie atao hoe misy olona ao am-piasana,tia manebaka( mety hoe manebaka ilay izy fa sahy mitsikera ny marina izy,ny hafa mety tsy ho sahy hiteny zavatra izay mety mandratra antsika kanefa marina).Mety ho tezitra tokoa isika,kanefa rehefa dinihina indray anie dia izy ihany no sahy milaza ny marina amin'ny zavatra mety tsy mety nataontsika na hoe ohatra alaiko hoe tsara ilay mofo noentinao fa ilay nataon'ny zokinao mbola tsara lavitra>Raha raisina amin'izay ilay izy dia mety ho marina ilay izy fa raha raisina amin'izy mitsetsoka mivantana dia lasa tezitra isika.Ohatra kely ny ahy io sa tsy izay ve?
Ilay hoe mangina indray dia ataoko ohatra amin'ny ohabolana hoe : ny laferana no mandina dia noho ny fandeferana.Raha mangina fa tsy te hamaly isika,tsy te hitatra ny resaka dia tsy manao lolom-po angamba izany amiko fa raha toa ka mangina fa manao andolo-po dia izay tokoa no ratsy. sa ahoana tokoa re e