aretin'aty

1. arialy ( 21/02/2011 11:25)
Ony hoaho
iza izay mba mahalala fanafody aretin'aty mahomby, fa tena manana olana aho amin'izao é.
misaotra mialoha an
novalian'i Zetibe ny 06/08/2016 14:30
2. kamongo ( 21/02/2011 14:43)
Slt
Ny aretina aty dia afk trater na @ fomba tsotra ka ireto avy ny toromarika:
1. tsy ampy rano enao matoa marary aty , donc misotroa rano betsaka surtout @ maraina vô mifoha fa manampy ny foie ny rano
2. asiana citron 1 ny rano 1l atao rano fisotro.Fantaro fa ny CITRON sy ny RANO no tena vahaolana mahomby ho an ny aty.
3. aza mihinana : zavatra b menaka, hena omby be loatra, voamaina enfin zai zavatra saro devonina zany d ezahana éliminer na daholo
Efa nety t@ko io ka manantena fa handaitra @nao koa.
bon courage
arialy:

Ony hoaho
iza izay mba mahalala fanafody aretin'aty mahomby, fa tena manana olana aho amin'izao é.
misaotra mialoha an
3. Rojoukel ( 21/02/2011 15:54)
Le miracle d'eau atao rah hainao fa iny no haingana. Rano otran tenin'le tetsy ambony iany fa arindra fotsiny ny fisotro azy.

Toy zao ary :

Vao mifoha enao de ataovy ze ahalaninao rano "4 vera" ao anatin'ny "45 mn", de 45 mn aorinan'iny enao vao misakafo maraina. Refa avy misakafo maraina enao de "adiny 2" aorinan'iny ndray vao maazo minakanina (ze tinao ohanina sy ze laninao tsy maninn fa tsy maazo misotro rano fotsiny a !). De "15mn" alohan'ny sakafo atoandro ndray enao misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao tsy maninn. Refa laninao ndray ny sakafo atoandro (ze tinao sy ze laninao azonao ohanina daoly a ! fa tsy maazo misotro rano ftsn eo ampinanambary) de "15 mn" aorinan'io ndray vao misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao. De "adiny 2" aorinan'io ndray enao vao maazo minankanina (ze tinao ohanina sy ze laninao tsy maninn fa tsy maazo misotro rano fotsiny a !). De "15 mn" alohan'ny sakafo hariva ndray misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao tsy maninn. De "15 mn" aorinan'ny sakafo hariva enao misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao tsy maninn. Rah mbola tsy matory enao de "adiny 2" aorinan'io ndray vao maazo minana zavatra (fa tsy maazo misotro rano a !). Andramo fa tena "efficace" io. Betsaka ny aretina sitran'io "MIRACLE D'EAU" io, surtout ho an'ny oul matavy ka te-hokelikely.

Tsisy ora arahina io fa ze ora hifohazanao maraina de manaraka an'iny fotsiny enao. Tsy mifady sakafo n'inn n'inn kou refa manao an'io fa azonao ohanina daoly ze tinao reetra fa araho tsara fotsiny ireo, tsy sarotra akory fa mila faazaraka kely fotsiny surtout le @ maraina.

Zay fa mirary soa.
4. hery ( 21/02/2011 16:22)
Tena handramako io miracle d'eau io raha possible.

Le maraina no olana kely sa raha ohatra ka tara mihitsy vao misakafo maraina tsy maninona?

Tsy ho tratra mantsy ilay hoe 45min aorian'ilay nahalany rano no miskafo maraina.
5. arialy ( 22/02/2011 15:07)
roujokel sy kamongo< misaotra betsaka an
tena ataoko daolo ireo lazainareo ireo fa misaotra.
Hery< fika hatao angamba dia manisy vera be sy bouteille d'eau eo andohampandrina dia misotro anireo rano haingana , oh: am 5h dia amzay am 7h dia efa mba manary ny antsasany voasotro...
6. Rojoukel ( 22/02/2011 15:58)
Ze ora ifohazao @ maraina tsy maninn fa araho tsara fotsiny le oe 45 maalany rano 4 vera, de 45mn aorinan'iny vao misakafo maraina. Betsaka ny aretina sitran'iny a ! na le oul be kibo reny ary ka te-hanena kibo de mety iany kou, rah botabe ka te ho kelikely de mety iany kou. Araho tsara fotsiny ny toromarika reetra. tsotra iany le iz.
7. arialy ( 24/02/2011 09:01)
ROjoukel< tsy maitsy atao anaty ny 45mn zany lay rano vo laniana? izany oe eo am 10mn/verre? sa oe raha lany en 5mn ny 4verres de tsy olana fa ze andaniana azy anatin'io 45mn?
Misy olona mandodona ahy manko fa interessée amle oe mapihena , dia firy kg/mois hono?
Dia tsy mila manao régime tsony zany satria ny rano efa manadio sa afaka manena sakafo koa?
merci
8. diamondra27 ( 27/02/2011 19:20)
arialy: asa na hahita ndry na tsia fa menaka voay no tena haingana akia a! 1càc 3f/j
biz ooo de mirary fahasalamana e!
9. arialy ( 28/02/2011 08:46)
diam's< misaotra akia , fa ny menaka voay zany tsy maitsy any dago vao hisy, nefa any any fiainana aza manahirana, ho ezahiko anotaniana an
10. Rojoukel ( 28/02/2011 10:46)
Zay ngamba no itako oe tsara2 kokoa le oe 1vera/10mn @zay mba mifanelanelana tsara le iz. Na tsy manaraka regime tsony ary enao de mety kah ! efa mampihena io, tsy haiko le oe mihena firy kg fa andramo mandritra ny 1 volana de jereo ny lanja aveo fa itanao ny vokany.
11. diamondra27 ( 28/02/2011 16:51)
arialy:ka za aloha no fantako ko! nahita olona feno eczema be za eraky ny tanana sy lamosina fa nihinana io izy de tena lasa nadiobe ny hodiny!

Sady fanafody cancer koa io ...

fa inona tsara aloha le mahazo andry ty e! 'nareo koa nge akia mila fanampiana fa tsy manazava tsara e! hiiii, manao ahoana ilay fisehoiny sy manaona ilay faharariany, te handoa ve sa marary andoha sa maninona

12. arialy ( 02/03/2011 09:47)
diam's< tadidiko akia oe nisotro cidres sy nihinana chocolat za indray sabotsy alina a, nivahiny tany am oul moa, dia ny maraina feno urticaires ny tanako, lanto-tsandry , fe, ranjo, fa nagididy be, za koa moa tsy mahatanty fa manoatra foana, dia otry ny voky be zany foana, naharitra 2sems lay urticaires an, fa ny voky foana mbola atramzao, dia otry ny masin'aty zany, tsy haiko ny manazava azy.
ny resaka aretin'andoha aloha iny mahavoa ahy foana refa tsy ampy torimaso za.
13. AndriambyII ( 04/03/2011 00:05)
Misy fomba iray kou ity , asa raha ho vitanao , tena efficace . Manao posture na Yoga " alelam sarunjia " . Hazavaiko fa mety tsy hahita azy vetivety @ documentation . Vao mifoha maraina a jéun , mitsongoloka ambany miankindrindrina . Ny felantanana no ianteherana , ny tànana mitsotra , ampifandimbiasana manao mouvement circulaire 90 degre ny tongotra roa , tsi 11 . 15 secondes isaky ny tongotra . Rehefa tonga ny fanaintainana , dia hiaretana , mandrapaha- pandohavana rora fotsy mavoka . Tsy manao effort mihintsy fa tokony ho tsapanao ny lanjan' ny vatanao @ sandrinao .Rehefa manomboka tena maharary ny elabakaka sy ny ambanin' ny tratra , dia ovaina ny mouvement . Mitovy ihany fa matory mitsilany sur les côtes , dia averina ny mouvements ' ny tongotra (toujours a 90 degre ) .
Troisieme phase ; mandry sur le ventre , averina ihany ny mouvs de chaque pieds . Somary sarotra raha tsy souple kely , nefa azo miantso olona hitana ny tongotra en l' air ianao .
Quatrieme phase ; mandry sur le ventre , averina ny mouvs araka ny teo ambony .
N y but an' ireo rehetra ireo dia manokatra ny canal biliaire izay tsetsina noho ny fahakelezan' ny rano avy @ bile .Tokony hanao test ferrique kou ,hahalalàna ny taux d' equilibrage des mineraux @ vatatena . Dia jerena tsara ny flux d' hormones rehetra raha ara-dalàna na tsia .
Mety ho betsaka ny zavatra be loatra sy mihoatra na tsy ampy @ izay ilain' ny vatatena ( plomb , zinc , chrome , fer , magnesium...)
Raha afaka mividy akanjo special therapeutique na mantantona magnetiseur ianao dia vao maika tsara .
14. arialy ( 07/03/2011 11:19)
Andriambyll
15. AndriambyII ( 09/03/2011 09:14)
Tsy mampino ve ? andramo dia lazao hoe nanao ahoana ny fiovan' ny fahasalamanao herinandro fotsiny .
16. arialy ( 16/03/2011 08:48)
Andryambyll< azfd fa nisy olana ny connex tam io ray io dia tsy nety daolo izay msg nalefako fa ny ps ny lay olona iany no lasa .
fa misaotra amin'ny torohevitra an
17. nilex ( 18/03/2011 05:38)
tena marina daholo ireo voalaza eo ambony ireo ,ny momba ilay rano 4vera sy ny 15 m, ary ny 2h.
Manana doc momba an'io tokoa aho fa fomba fitsaboana any japon any izy io ary tena tsara tokoa ho an'ny olona mahavatra sy mahafehy tena momba ny fepetra rehetra.
Tsy hoe fitsaboana aty ihany io fa aretina maro dia maro tokoa izany hoe amanjatony mihintsy.
fa ny fotoana hanaovna ny traitement no maha samihafa azy,misy iray volana ,misy lavalava.Tena tsara tokoa io ry namana isany fa ataovy.Hatramin'ny cancer aza azo sorohona amin'io,ananako daholo ny liste ny atetina rehetra sitran'io fomba io fa raha ilaina dia mety azo resahina eto ihany.Ohatra fotsiny ny aty,vavony ,ny momban'ny fo,diabeta,rein,...etc.
Mahazotoa daholo fa tsotra le izy sady tsy mandany vola nefa tena mahasoa be.Ny ahy ny olako fotsiny dia izao tsy vitako le rano vao maraina fa tena malohilohy be foana aho asa na inona no antony fa za manaraka le fomba rehetra.
18. arialy ( 24/03/2011 22:12)

nilex:

tena marina daholo ireo voalaza eo ambony ireo ,ny momba ilay rano 4vera sy ny 15 m, ary ny 2h.
Manana doc momba an'io tokoa aho fa fomba fitsaboana any japon any izy io ary tena tsara tokoa ho an'ny olona mahavatra sy mahafehy tena momba ny fepetra rehetra.
Tsy hoe fitsaboana aty ihany io fa aretina maro dia maro tokoa izany hoe amanjatony mihintsy.
fa ny fotoana hanaovna ny traitement no maha samihafa azy,misy iray volana ,misy lavalava.Tena tsara tokoa io ry namana isany fa ataovy.Hatramin'ny cancer aza azo sorohona amin'io,ananako daholo ny liste ny atetina rehetra sitran'io fomba io fa raha ilaina dia mety azo resahina eto ihany.Ohatra fotsiny ny aty,vavony ,ny momban'ny fo,diabeta,rein,...etc.
Mahazotoa daholo fa tsotra le izy sady tsy mandany vola nefa tena mahasoa be.Ny ahy ny olako fotsiny dia izao tsy vitako le rano vao maraina fa tena malohilohy be foana aho asa na inona no antony fa za manaraka le fomba rehetra.



nilex< ié itako ato am net koa ny antsimpiriany ilay fitsaboana am rano io
ataovy tsikelikely fa mandeha foana io é, ataovy oe 2vera hizarana dia atombo tsikelikely eo, ilay 45mn iandrasana am maraina vao afaka misakafo iny no tantara fa ny sisa tsy dia maninona .
19. Ratoa ( 25/03/2011 20:28)
zaho misotro rano 1L isa-maraina dia voky. Any am-piasana aho vao mihinana sakafo maraina: voankazo iray sy thé
20. nilex ( 28/03/2011 05:35)

marina ny voalazanao fa ny anao tsy tena mitovy amin'ny ilay resaka etsy ambony.Le etsy ambony mantsy mantsy fisotroana rano araka ny voalazan'ny mpandinika dia voalanjalanja fa ny anao ity ilay mahazatra ny rehetra fotsiny ,tsara io fa mila fandanjalanjana ihany koa anefa.Mahazatra antsika mantsy ny hoe 1l 1/2 isan'andro no sotroina ,tena ilaina tokoa izay fa raha ny filazan'ny mpitsabo dia mandreraka ny voa "rein" ihany koa io rano be isan'andro io ka mila fotoana fakana aina kely izany hoe indraindray mba hajanona kely dia fa tsy atao mitovy lava be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1364