aretin'aty

21. Zetibe ( 06/08/2016 14:30)
Manao ahoana daholo. Tena mahaliana ahy ty miracle ty fa dia handramana dao mba mahasitra ny homamiadana ny aty. Fa ny tiako fantatra d hoe maharitra hafiriana eo kay ny fanaovana azy azafady. Misaotra betsaka.
Zetibe
Rojoukel:

Le miracle d'eau atao rah hainao fa iny no haingana. Rano otran tenin'le tetsy ambony iany fa arindra fotsiny ny fisotro azy.

Toy zao ary :

Vao mifoha enao de ataovy ze ahalaninao rano "4 vera" ao anatin'ny "45 mn", de 45 mn aorinan'iny enao vao misakafo maraina. Refa avy misakafo maraina enao de "adiny 2" aorinan'iny ndray vao maazo minakanina (ze tinao ohanina sy ze laninao tsy maninn fa tsy maazo misotro rano fotsiny a !). De "15mn" alohan'ny sakafo atoandro ndray enao misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao tsy maninn. Refa laninao ndray ny sakafo atoandro (ze tinao sy ze laninao azonao ohanina daoly a ! fa tsy maazo misotro rano ftsn eo ampinanambary) de "15 mn" aorinan'io ndray vao misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao. De "adiny 2" aorinan'io ndray enao vao maazo minankanina (ze tinao ohanina sy ze laninao tsy maninn fa tsy maazo misotro rano fotsiny a !). De "15 mn" alohan'ny sakafo hariva ndray misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao tsy maninn. De "15 mn" aorinan'ny sakafo hariva enao misotro rano "1 na 2 vera" ze laninao tsy maninn. Rah mbola tsy matory enao de "adiny 2" aorinan'io ndray vao maazo minana zavatra (fa tsy maazo misotro rano a !). Andramo fa tena "efficace" io. Betsaka ny aretina sitran'io "MIRACLE D'EAU" io, surtout ho an'ny oul matavy ka te-hokelikely.

Tsisy ora arahina io fa ze ora hifohazanao maraina de manaraka an'iny fotsiny enao. Tsy mifady sakafo n'inn n'inn kou refa manao an'io fa azonao ohanina daoly ze tinao reetra fa araho tsara fotsiny ireo, tsy sarotra akory fa mila faazaraka kely fotsiny surtout le @ maraina.

Zay fa mirary soa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0986