Marary tenda lava

1. Summer ( 15/02/2011 06:49)
salama daholo,
Izaho dia olona tia mihira.Nampandihy mihitsy ary aho teo aloha fa nijanona t@ 2005.T@ mois de mai teo aho nifindra taty diego de nanomboka teo a lasa marary tenda lava asa maninona, dia indraindray aho mandeha karaoké de mijaly b za fa tena farim-peo aho vo mihira hira mihoatra ny dimy de marary tenda b avy eo. ilay toetrandro ve no mahatonga anizany? nefa aany aty tokony ho tsy haninona ny feo azony mafana b aty, tsy mila manafana feo intsony! Sao de misy mahalala ny tokony atao fa za mandeha dokotera de omeny fanafody antibiotique fotsiny foana
Merci beaucoup
novalian'i niryna ny 08/03/2011 21:10
2. diamondra27 ( 15/02/2011 17:44)
ilay areti-tenda ve misy rehoka sa tsia
3. summer ( 16/02/2011 08:43)
Tena marary tenda b fotsiny tsisy koaka tssy reoaka

diamondra27:

ilay areti-tenda ve misy rehoka sa tsia
4. bazylou ( 03/03/2011 19:57)
tsy ampy iode
5. niryna ( 08/03/2011 21:10)

Summer:

salama daholo,
Izaho dia olona tia mihira.Nampandihy mihitsy ary aho teo aloha fa nijanona t@ 2005.T@ mois de mai teo aho nifindra taty diego de nanomboka teo a lasa marary tenda lava asa maninona, dia indraindray aho mandeha karaoké de mijaly b za fa tena farim-peo aho vo mihira hira mihoatra ny dimy de marary tenda b avy eo. ilay toetrandro ve no mahatonga anizany? nefa aany aty tokony ho tsy haninona ny feo azony mafana b aty, tsy mila manafana feo intsony! Sao de misy mahalala ny tokony atao fa za mandeha dokotera de omeny fanafody antibiotique fotsiny foana
Merci beaucoup
Mety tsy mahazaka ilay rano hianao ka manandrama indray hoe mampangotra rano na mividy rano.Dia mila mijery dokotera koa fa sao misy aretina ao anaty tenda
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2381