Jereo ihany itony zavatra itony fa tahaka ny mety. Sur aloha nefa aho fa sarotra tanterahina ilay izy satria i tgv dia tsy hanaiky ny tsy hilatsaka, ravalo tsy hanaiky n y tsy hody ary ny ct sy ny cst tsy hanaiky ny tsy handray karama.
anisany lalana ahatongavana @ izany vinavina izany oh. ankoatry ny fitsabahany ireo antokon'olona vahiny mpamatsy vola dia tsotra ny tena fahaleovantena tanteraka ny andrimpanjakana toy ny fitsarana ambony, ny tsy fisaviliany tafika sy foloandahy @ raharaha politika sns... olana efa niainana hatrizay mbola tsy voavaha ankoatry ny tsy voatanisa.