mahagaga
1. cartina
(
28/01/2011 20:25)
salama dahory ry namana eto @ serasera ? zao mba naika misy zavatra tiako anotaniako fa mahagaga zao raha ty . inona antony matonga lehilahy tia manao jombilo na jaloko ? satria efa maro lehilahy tsimandeha miasa mintsy @ zoty fa variana @ jombilo na jaloko io fona asa ino raha mahatamana lehilahy manao raha io ?
novalian'i vale ny 09/02/2011 16:13
2. ravmaert
(
29/01/2011 07:57)
ny blem zan tena marina zan lazainao zan
zao
ny bandy @zao tena maro zan satry kamo isasatra
faly mitatavan iany ko
fehiny
kely saina reny
sady dondrona e
zao
ny bandy @zao tena maro zan satry kamo isasatra
faly mitatavan iany ko
fehiny
kely saina reny
sady dondrona e
4. cartina
(
29/01/2011 16:41)
ny atao jombilo sy jaloko de le lehilahy efahiny manangy reny ohatra hoe vehivavy ndro mitady vola fatsy lehilahy ee lol
6. soanja
(
01/02/2011 01:02)
cartina:
salama dahory ry namana eto @ serasera ? zao mba naika misy zavatra tiako anotaniako fa mahagaga zao raha ty . inona antony matonga lehilahy tia manao jombilo na jaloko ? satria efa maro lehilahy tsimandeha miasa mintsy @ zoty fa variana @ jombilo na jaloko io fona asa ino raha mahatamana lehilahy manao raha io ?
Ka ilay viavy aza moan manaiky ataony an'izegny koa tsy misy probleme zegny aminakahy.
Atsika viavy maro magnano jaloko amin'ny vadintsika. Tsy mandeha miasa fa midoko an-trano ao fo. Mba misy koa lilahy karaha zegny. Ilay viavy fo mila mivolagna amin'ny vadiny hoe iziko izy tsy handeha hiasa dia mila magnampy amin'ny asa an-tragno fa tsy misoma lohan'ankibem-bity fo.
Za aloha ravoravo izikoa vadiko afaka midoko an-trano miasa mampigny za amin'ny fikarakaragana tokatragno. Saingy tsy izay le zavamisy fotogny raha jiaby mila vola dia mila miasa fo olo-jiaby. Mety efa be vola ro matoa tsy mandeha miasa ilay lilahy na tia miegny simple fo.
Misy raha anie la tera ity!
7. mirananirina
(
01/02/2011 12:53)
Soanja!!fa fiteny inona aloha ity lazainareo eto eh!hihihi..efa nianatra fitenim-paritra ihany aho fa adino eh! :)
8. soanja
(
01/02/2011 21:01)
mirananirina:
Soanja!!fa fiteny inona aloha ity lazainareo eto eh!hihihi..efa nianatra fitenim-paritra ihany aho fa adino eh! :)
Fiteny Antakarana aky ny ahy io saingy mbola misy tsy tafiditra tsara na izany aza. Za tia fitenim-paritra be mihitsy ka. Miezaka mianatra teny Mahafaly aho ato aloha izao dia hita eo na hahay. Rehefa ampiasaina matetika ny teny dia hay ihany ka. Mazotoa indriako.
9. samoana
(
04/02/2011 17:41)
cartina:
...asa ino raha mahatamana lehilahy manao raha io ?
Mahafinaritra azy ny manao mpanjakakely karakaraina ary tian'ilay vehivavy koa ny manome ny kojakoja ilainy matoa izy tamàna e !
Rehefa samy lehibe mahalala ny ataony tsy hitako loatra ny olana
10. vale
(
09/02/2011 16:13)
Hiiihihihi, ny ankamaroany tsy matotra, ireny le atao hoe: macho eee,lol, za manokana klou tsy mila aaa, mdrrr!