Ampihorohorona ny mpitsara ao Anosy amin'izao fotoana izao ny amin'ny fitoriana nataon'dRavalomanana, ny lalàna dia lalàna velona avy amin'ny vahoaka anjaranareo ny mampibaribary izany.

1. gasyihany ( 21/01/2011 12:17)
Nanao fianihanana hianareo mpitsara.
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 17:56
2. laza5700 ( 21/01/2011 17:56)
Mba asio maso ity ry zalah a! Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity ! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nitady aho fa tsy nanenenako na dia nanahirana aza fa tena milay ny voalazan'i leiry. Mba mivoaka ny adihevitra lavareny amin'ny hoe RAVALO sa TGV.

Vakiany bantsilana ao tsara mihintsy ny prôbleman'ny fitsarana votoatin'ny resak'i Gasyihany eto

http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008