Ampihorohorona ny mpitsara ao Anosy amin'izao fotoana izao ny amin'ny fitoriana nataon'dRavalomanana, ny lalà na dia lalà na velona avy amin'ny vahoaka anjaranareo ny mampibaribary izany.
Mba asio maso ity ry zalah a! Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity ! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nitady aho fa tsy nanenenako na dia nanahirana aza fa tena milay ny voalazan'i leiry. Mba mivoaka ny adihevitra lavareny amin'ny hoe RAVALO sa TGV.
Vakiany bantsilana ao tsara mihintsy ny prôbleman'ny fitsarana votoatin'ny resak'i Gasyihany eto