Tsy ampy fitaovana hono i risara bomba rehefa hisambotra jiolahy, fa tamin'ny nanongam-panjakana tena tafahoatra loatra aza ireo fitaovana.

1. gasyihany ( 14/01/2011 11:18)
Fa natao aiza ireo fitaovana tsy tambo hisaina tamin'ny volana martsa 2009 ?
novalian'i 3188 ny 14/01/2011 15:43
2. 3188 ( 14/01/2011 15:43)
trotsa be zany e!mavadika vola ny sasany fa efa ritra ilay norobaina hatrizay.rehefa ao aorina kely ao ary,mety ho i mialy radomelina mihintsy no atao solde ao an-tsarilalana.hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406