Mazava be ny tenin'i kolonely charles, tena famotehana no nataon'ity andry devoly ity t@n'ny malagasy, namidy ny malagasy, vola kely no namadihana ny tanindrazana ho an'ny tafika.

1. gasyihany ( 06/01/2011 06:45)
Tsy tokony avela andeha fotsiny ireny fanambarana nataon'i charles ireny, satria dia tena fiainam-pirenena tanteraka no voahosihosy, raha toa ka avela hanjaka eo ny ratsy.
novalian'i ziva6 ny 06/01/2011 22:21
2. rijadolly ( 06/01/2011 15:12)
Dia miandry ny valin-kafatra zany tsika mba tsy ihano lakolosy tokana...
3. locl ( 06/01/2011 20:29)
Raha izaho manokana aloha no teo aminy toerany dia mba menatra ihany aho satria dia tantara mipetraka ireny, ary ny taranaka na inona fifamelana hisy eo dia ho voasoketa hatrany.

Tokony hitroatra indray mandeha ny vahoaka dia samy mial io
4. ziva6 ( 06/01/2011 22:21)
henoy tsara tynolazainy ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086