averiko indray,
1. bazylou
(
03/01/2011 17:15)
tsy misy gasy sahy hanal aan'i tgv eo alohan'ny faran'ny 2011. Na izy samy izy aza tsy sahy.....
beuuurrrk
beuuurrrk
novalian'i 3188 ny 06/01/2011 16:57
2. rijadolly
(
04/01/2011 17:18)
Marin'io Bazylou a! in ny anton,y hoy ianao? Mitaky RA latsaka indray
Ekena fa mahasahy maty ny tia Tanindrazana, Ekena fa tsy tokony hitazam-potsiny ny tia Tanindrazana, Ekena kosa anefa fa ny firaisn' Mpiray Tanindrazana no hery lehibe noho ireo izay hampandroso ny Firenena.
Aza raisina ho faharesena ny FANDEFERANA, Ny olona mandefitra dia olona manana fanantenana ny ho avy. fa ny olona tsy manam-pandeferana kosa dia olona tonga eo amin'izay heveriny ho faratampony amin' fiainany, ka raha vao resy dia tsy manan-kantenaina intsony...
Hiseho ato ato ny Fandeferana, Finganin' heviny izay mbola manao kajikajy politika hiaro ny tombotsoany sy ireo manafina ny ratsy ataony tsy ho hita.
Hiseho ato ato ny tena FAMELANA, ho an'izay manamboraka ny hadisoany, fa tsy ho an' izay mpanamaritena.
averiko eto hatrany am-boalohany nisian' Krizy teto fa ny Fifanatonan' izay nahatonga ny olana no vahaolana...
" Amin' anaran' Jesosy ianao, hifanaiky hifandray tanana " hoy Rija Rasolondraibe izay
http://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/hiara-hivavaka

3. 3188
(
06/01/2011 16:57)
bazylou:
tsy misy gasy sahy hanal aan'i tgv eo alohan'ny faran'ny 2011. Na izy samy izy aza tsy sahy.....
beuuurrrk .mbola handray ny famerim-bolany daholo ireo FATY ireo fa aza taitra enao ry bazibeuuuurk a!na @ taona 2100 ary ireo vao hiala eo.