Tratrin'ny Taona 2011

1. diloo ( 01/01/2011 06:54)
Tratrin'ny Taona 2011 daholo na ny malagasy demokraty, na ny malagasy tsotra, na ny malagasy fianakam's
Na dia samy mitapo eto aza isika mpisera: Tsiky dia ampy.
Mandra-pitia indray e!
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 11:17
2. Noue ( 01/01/2011 18:30)
surtout PAIX POUR MADAGASCAR
3. milamm ( 02/01/2011 01:12)
Tratry ny Taona daholo e, MIrary soa ny rehetra sy fanambinana ary ho Taona mivimbina vokatsoa antsika jiaby, ho Taona amerenana ny rariny sy hitsiny zony Malagasy t@ afera 17/03/09 nangalarana taminy izy ireo. Samia ho ela velona daholo
4. AndriambyII ( 02/01/2011 13:04)
Samm tratrany daôly daôly !
5. andrywui ( 03/01/2011 09:52)
tratry ny taona bain mpandainga be a ...
6. ouioui ( 03/01/2011 11:17)

Tratran'ny taona koa elah bazily pour a mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066