Tratrin'ny Taona 2011
1. diloo
(
01/01/2011 06:54)
Tratrin'ny Taona 2011 daholo na ny malagasy demokraty, na ny malagasy tsotra, na ny malagasy fianakam's
Na dia samy mitapo eto aza isika mpisera: Tsiky dia ampy.
Mandra-pitia indray e!
Na dia samy mitapo eto aza isika mpisera: Tsiky dia ampy.
Mandra-pitia indray e!
répondu par ouioui le 03/01/2011 11:17
3. milamm
(
02/01/2011 01:12)
Tratry ny Taona daholo e, MIrary soa ny rehetra sy fanambinana ary ho Taona mivimbina vokatsoa antsika jiaby, ho Taona amerenana ny rariny sy hitsiny zony Malagasy t@ afera 17/03/09 nangalarana taminy izy ireo. Samia ho ela velona daholo

