mitohy ihnay ny tgv

1. bazylou ( 28/12/2010 12:02)
ho ela velona izy , ary ny ankoatr'izay tsy misy e,


beuuurrrk
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:07
2. rijadolly ( 28/12/2010 19:10)
Aza asiana Fandragitana Bazylou a!

ary ny ankoatr'izay tsy misy e,
Misy ka, in hoy se? KRIZY... sa tsy misy hoy se? Misy รด, raha misy dia ny vahaolana aroso e!
3. diloo ( 30/12/2010 01:20)


ho ela velona izy

hafahn'i ra-bazy mi-beurk vehivavy ao @'ny fiangonan'ny mpitsentritra fpvm.
Tena beurk sy andevon'i TGV ela, koa aleo marina ela mibaby azy @'ny seza filanjany.Miandry mafy ny fanendren'ireo ampanjaka i TGV an'elah ho fanendrena azy ho Radama faha 3.
Zakan'elah tsara lery ka. Tsara sansy elah fa poids plume ra-TGVtraka, sinon mety tapaka ny lamosin'elah raha rawix no entin'elah @'ny filanjana.lol
4. 0uioui ( 30/12/2010 10:07)
olty ra diloo a

ny an'i rabazy ane resak'oul efa misy kely e ,,ngah tsy fantatrilaisany fa mitsabo tena tena ao amin'ny psy4 ane i bazy satria voadona mafy ny lohany nianjeran'ny trano tam 09fevrier reny ngama fa nangala-barin'ny dada tao amin'ny magro tao kay voazeran'ny gony sy ny rindrina tao dia io izy lasa miporina miteniteny foana sy midelira lava io e ..... io na efa miala teo amin'ny fitondrana sy efa olona hafa aza no eo de TGV foana ny azy e !...na efa tapahan-doha ery Avaradoha atao tadi-mody aza i Rajoelina ndray adro any de mbola io ihany ny an'i bazy !
- fa ny vaovao mahafaly aloha defa nisy profesora nahita ny fanafan'i rabazily hono any ho any ka inoana fa ho hendry io ato ho ato raha voalohany ny vidim-panafody mahahendry !!

de sur fa i bazily vaovao efa sitrana no hiaraka amitsika amity 2011 ity !... haleloia ... ozy ry FPVM ndrabazily zay hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1786