ianareo ireo ve mihevitra fa

1. bazylou ( 18/12/2010 22:58)
raha misy ny hevitra tsara entina sy atao hoe anafainganana ny fandrosoana ao mada dia hisy hiaino na hanatanteraka izany ?
Tsy maintsy ny mahery sy be poleta ihnay no hany hanana ny fanala hidy rehetra satria ny gasy olon'ny fo fa tsy saina.

Milaza fa nofa be tgv maketsy makeroa nefa manompo azy ihany ianareo mianakavy .
Misy koa anefa ny zavtra vitany fa tsy be dehak aohatra ilay lany bala any afrika atsimo.

Iz awa no sahy hanjer aan'i tgv eo iza?
Ny ankoatran'izay tsy vaha olana fa famisavisana fotsiny.

beuurrrk
novalian'i andrywui ny 20/12/2010 08:45
2. sitlo ( 19/12/2010 03:09)
Ahoana ity mijery fitaratra ity ry bazl ah! Ataon'i tgv miteny irery ato mihitsy dia ny hafa ndray no lazaina fa manompo.

Olon'ny fo hoe eh? hisy tsara noho izany indray ve?

Raha nanodina ny safiran'ilakaka ry pascal Rakotomavo, tamin'ny andro naha-piraiminisitra azy. Maty izy izao. Ilay kofa nolakoin'ny rasil teny Ankatso nigrevy nanohitra azy anefa toa mbola eny ihany. "olon'ny saina ka".
Naleony nanodina ny vola tokony nanamboarana hopitaly hividianana tele. Zao, ny frantsay nivavahana nilomaisana nankany La Reunion, tsy nanisy sira.

amen
3. andrywui ( 20/12/2010 08:45)
raha ny tena marina alou de i sitlo iany no adva lehibe mbola mahavaly an'i bazily ! fa ny ankoatra izay de voamboatavo kely daholo !...

- ry Lepika be wawawa be mba neveriko fa mafibe tato aza zao vao mahatazana an'i bazily de tongotra ankatoka !

alao hanaovan'i sitlo azy ! ..io kosa bazily tsy laninlah !.. mihinana Portos elah ra azon'io eo ..!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481