Lohana DJ sy mpisotro whisky ve dadatoa no hitondra firenena tsy toy ny ranomasina ampidirina ao anaty kôpy kely ?? Ho faty io fa tenenonareo TGV havany
tena samihafa mitsy ry baradaka ny kozinareo sy i bazily a !
lery ndray atsy milaza fa hoe hitsahiny amin'ny buldozer daholo hono ny GTT fa kely aina tsy mahavita azy
de gaga izahay vahoaka madinika mijery ny sinema ataonareo hoe fa iza ihany ary noho faty ee?? ry zareo tgv ve sa ry gtt ?