IZAO NO ATAO HOE FANJAKAN'NY BAROA

1. RUZ9 ( 12/12/2010 14:17)
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna.

Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpitondra teo aloha hono.
ireto avy izany

- Nahafaty olona maro kokoa sy naharava magazay maro t@ doro trano tao anatin'ny iray andro monja t@ 26-01-2009. Ary tsy mba enjehin'ny Emmo Reg izy @ izany (ho an' ny FAT mantsy ry zareo fa tsy ho an' ny tanindrazana; ary tsy mpitandro ny filaminana fa mpiaro ny sezan'ny FAT.

- Nanagadra bebôty sy begalona betsaka indrindra (2eme; classe, col, général....)

- Nahavita nanondrana bois de rose antsokosoko tsy misy sakantsantsakana na arakaraka

- Nanala olona an'hetsiny t@ asany sy nampitombo tsifandriampahalemana.

- Nampitombo bebe kokoa ny tsolotra teto @ firenena; mihamanatona mihazakazaka mantsy

-Fanam-penambava sy fanakatonana ny haino aman-jery tsy manohana azy (80 isa ao anatin'ny roa taona)
- ny laharantsika tamin'io sehatra io, indrindra tato anatin'ny roa taona.

- Fivarotana tanindrazana @ vahiny sy fameranana indray ny fanjanahana @ endriny rehetra.
- Mbola zava-bita koa ny fiakaran'ny PPN tsy misy antony mazava, rahoviana no hotokanana?
Hitantsika misongadina tokoa ny zava-bita amin'izao, (résultats négatifs).

Ny vahoaka kosa aoka tsy hiraviravy tanana fa hijoro hatrany hiaro ny firenena; HANAMPY NY MPANOHITRA, mpanohitra moa no fiteny mahazatra fa raha ny marina na fanjakana aza eto tsy misy fa olom-bitsy mibodo fahefana sy arovana be boty manam-piadiana no misy eto; ankilany ireo tsy manaiky ny fibodoam-pahefana.

ADIN'NY MAIZINA(FAT) SY NY MAZAVA IZAO KA AOKA HIJORO IZAY MBOLA MANANA NY HAZAVANA AO ANATINY HANAMBATRA NY HERINY HO AN'NY FIRENENA

MASINA NY TANINDRAZANA KA AOKA TSY HAVELA HOVIRAVIRAIN'NY MPANAO BIZINA MALOTO, SY MPAMITA-BAHOAKA.

Ho an'ireo heri-mpamoretan'ny FAT kosa, iza indray no hosamborina manaraka? IZA INDRAY NO HOSAMBORINA REHEFA MIONGANA NY FAT? Fa raha hitohy izao dia ho lasa camps militaire sy ho toeram-pivahinian'ny mpanao politika Antanimora sy Tsiafahy, tsy maintsy ho rava nefa io fitondrana io fa herisetranareo misy farany.

Mpitondra maro eran-tany no nanao toa anareo raha tsy hilaza afa-tsy ry Fulgencio Batista, tany Cuba, Dadis Kamara (Guinée) vao tsy ela akory izay, Jean Bedel Bokassa (Centrafique), ny FAT moa mbola "pire" noho ireo ka tsy ho ela ny faharavany.

novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:10
2. bazylou ( 12/12/2010 15:04)

ny mahagaga dia ny olona am net ihany no be wawawa an, ny ao an tanana efa tsy any intsony ny olana.
Sady efa tsy maintsy tgv izao no mitondra e.

Merci tgv
3. cyril ( 13/12/2010 15:33)
io ndray bazily sy ny be wouwouwouw -ny !


ndana bazily mivoaka any ala-trano any haingana fa mandreraka be !!! sssssiiihhhyyyy.....


tsisy hain'i bazily afa-tsy ny mampijaly kely ato !! - TGV mi-deraillé paty any andavaka any !...
4. nilex ( 16/12/2010 10:21)
ity bazily ity dia tsy aiko aloha raha olona firy taona fa marina ny hoe samy manana ny heviny ny olona ary tsy azo terena nefa izy kosa dia itako fa olona tsy dia ampy fahaizana sy fandinihina loatra,mila resena lahatra ny olona rehefa manana hevitra ianao fa tsy tonga dia terena fotsiny .Ady hevitra no atao eto ka ny olona mahazaka izany ihany no tokony hiditra amin'itony fa tsy izao adala rehetra izao.
5. andrywui ( 16/12/2010 18:10)
nilex =)marina zany !! olo-kendry toi !

fa i rabazily anie ranilex ny tena marina de izao e ! olona tsy de nahavita innn teto io fahiny fa nataondry rapikatti sy ry feticon sy ry zama sy ry ouioui nahamay be teto foana e !
----- fa rehefa hitany hoe tapa-tongotra ry zalah iretsy de io amin'izay lery fa nidingindrambo !...

---ry zalah iretsy rahateo moa niady atrano otran valala ankarona de nanjaka tokana amzay bazily tsisy adva tsony !!

---de io ny resultat io ! niakatra antanety ny voay !! ny vahoaka nitsoaka matanjaka aby !! ny naratra ,naratra !! ny nandositra nanavotra aina tsy hita tsony !! de io izy io tsy azo hanazavandresaka milamina io tsony fa ze saipatany sisa itondrany ny serasera !
-tsisy fika tsony io ry nilex afa-tsy ny mangataka amin'i hery mba alàna tato ny IP -ny fa tsy laitra a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6616