MIALA ANY INDRAY NY FITAKA BEVAVA

1. RUZ9 ( 08/11/2010 09:03)
"Ela no niandrasan' ny vahoaka filoha sahy miteny ny marina"; fa mbola mpamitaka ihany no hitany teny @ lapan'ny kolontsaina
raha tsy izany; avoahy ny marina momba an'iny raharaha 26-janoary 2009 iny, iza no tena tompon'andraikitra? Nahoana no tsy sahy mandray andraikitra ny mpitandro ny filaminana manao ny fanadihadiana?
Ihazakazao tahaka ny fitsarana ny raharaha 7 feb koa iny, maro noho ny namoy ny ainy teny Ambohitsorohitra ny olona maty t@ iny, ny fananana rava tsy lazaina intsony.

BOIS DE ROSE...
Nolazaina fa tsy mila fan ampiana avy any ivelany isika, mahavita antsika ny harenantsika.
Nahavita antsika tokoa ve? Tokony, saingy mahavita samirery an'ireo mpanondrana azy an-tsokosoko izany hatreto, raha tsy hilaza afa-tsy ny bois de rose.

Dia nankaiza ireo hazo lazaina fa tratra tatsy sy taroa, natao inona avy eo?
Nahay niresaka tokoa ny PHAT nilaza fa hohadihadiana ary havoaka ny anaran'ireo mpanondrana bois de rose an-tsokosoko, navoaka tokoa ve? TSIA, NAHOANA?

Mazava kosa nefa ny filazan'ny WWF ao "site" ny ny @ raharaha io:

http://fr.wildmadagascar.org/
Actualités: Madagascar

Des milliers de tonnes de bois illicites de Madagascar préts pour l’export
(03/17/2010) Alors méme que le Président de la France, Nicholas Sarkozy, veut taxer les transactions financières pour arréter les déboisements et atténuer les effets des changements climatiques, une expédition de bois de rose illégal est préparée pour l'exportation à Madagascar par une compagnie française avec l’accord tacite du gouvernement français.

Comment mettre fin à la crise du bois à Madagascar

(03/03/2010) Au lendemain du coup militaire de mars dernier, la forét vierge de Madagascar a été pillée pour son bois précieux, notamment le bois de rose et l’ébène. Des dizaines de milliers d’hectares ont été affectés, y compris les parcs nationaux à la plus grande diversité biologique de l'île : Marojejy, Masoala et Makira. L’abattage illégal du bois a également provoqué une augmentation du commerce de gibier tropical. Les chasseurs massacrent aujourd’hui les lémuriens, rares et inoffensifs, pour la consommation des restaurants.

Les responsables du coup d’état vendent les foréts de Madagascar et ses citoyens
(01/31/2010) Madagascar est renommée pour sa richesse biologique. Située au large des côtes orientales du sud de l’Afrique et avec une superficie un peu plus étendue que celle de la Californie, l’île abrite une collection éclectique de plantes et d’animaux dont 80 pour cent ne sont rencontrés nulle part ailleurs dans le monde. Mais les richesses naturelles de Madagascar ont été assiégées depuis près d’un an au lendemain d’une crise politique qui a vu l’éviction de son président chassé en exil sous la menace armée, l’effondrement des services publics, y compris dans la gestion des parcs et des réserves naturelles et l'évaporation des financements des donateurs qui constituaient la moitié du budget annuel du gouvernement. En l'absence de gouvernance, des bandes organisées ont pillé les trésors biologiques de l’île, en prélevant des bois précieux et des espèces menacées de lémuriens des foréts humides normalement protégées dans des parcs, et ont aussi effrayé les touristes qui représentent pourtant des alliés économiques de la protection de la nature. À présent que les responsables du coup d’état jouent un rôle de plus en plus actif dans le pillage pour financer des élections à venir qui, espèrent-ils, légitimeront leur prise de pouvoir, il faut se demander si le système de protection de la nature de Madagascar qui avait suscité tant d’intérét peut étre restauré et maintenu.

Les satellites pour suivre l’exploitation illégale et le trafic de bois précieux à Madagascar
(01/29/2010) Des experts en télédétection en Europe et aux États-Unis font appel à des images satellite à haute résolution pour identifier et suivre des cargaisons de bois exploités illégalement dans des parcs et réserves de foréts pluviales de Madagascar. Les images peuvent servir à confondre les négociants impliqués dans le trafic ainsi qu’à mettre la pression sur les compagnies qui utilisent les bois précieux originaires de Madagascar.

MIREHAKA FA NAHAVITA..... SARY SY MAQUETTE

Mirehaka sahady ingahy DJ sy ny mpanohana azy fanahavita zava- dehibe noho ireo fitondrana nisy nandritra ny 50 taona teto hono.

Aiza avy izany?
fandripahana hazo saribidy izao no misongadina ankoatr'izay hafa tsy mbola fantatra . Nahavita tokoa fa voakitika hatr@ faritra arovana.
Ankoatr'izay, ireo naseho teny @ "palais des sports" aloha maquette sy sary ihany ireny" nefa efa mirehaka ho nahavita sahady ny sasany, nahavita fampisehoana? fampisehoana maquette (mahay maquette fa tsy mahay mitondra firenena), sa fampiesonana?

"AIZA ARY ENAO??????????"
TETO FOANA IZAHAY KAH; NIAINA SY NANARA-MASO NY ZAVA NISY

Efa hitanay hitanay teto izao ireo saodiana hampiasa miliara maro ivarotana PPN mora, izay fampisehoana tahaka ny mahazatra ihany, lasan-ko vavany. Tsena mora mandany fotaoana @ filaharana sy miteraka korontana ary hanaovana propagande fotsiny no misy. Fanarian-dia ireny.

Ka raha nisy ny filazana tao @ lapan'ny kolontsaina hoe eto ireo mpandraharaha hanao an'izatsy sy izaroa; efa fahita izany.

VAVAN' NY MATY AN-DRANO

Tsy leo mampanantena zavatra tsy hisy ve ry PHAT a. mandeha indray ny propagande, dia manjono vahoaka @ resaka matavy. Mahay miresaka fa tsy mahay miasa.

MIHATONGA SAINA ITY NY VAHOAKA FA MANOMBOKA MISEHO NY MARINA MIHAMAFY NY FANOHERANA ka may volon-tratra ingahy DJ, ka manao fampanantenana poak'aty tahaka ny fanaony.

KAPILA "disque" no azo ahodinkodina tsisy fetra ssy araka izay itiavana azy e, fa tsy ny saim-bahoaka.
HIVADIKA @ TENINY INDRAY MANTSY NY FILOHAN'NY FAT KA MIERITRERITRA HILATSAKA HOFIDINA HO FILOHA.


EFA TSY NIORINA T@ FAHAMARINANA NY FITONDRANAREO, AMPY IZAY, tsy hilazako hoe be loatra.

"tsy maintsy avotra i Madagasikara..."??????????????????????

REHEFA MIALA EO IANAREO
NY FANESORANA ANAREO eo @ io TOERANA NALAINA T@ HERISETRA io ihany no lalana voalohany ahafana manavotra an'ity FIRENENA ITY. "



novalian'i jiolah ny 10/11/2010 05:21
2. locl ( 08/11/2010 09:47)
Misaotra taminy famelabelaran-kevitra mahasoa, fa mila ampafatarina ny olona ny zavatra toy izao.
3. jiolah ( 08/11/2010 13:35)
be ndray no velom-panantenana @ le propagandy.Somary mahateny kely an'le hoe: mihinana ihany lery fa mba betsaka kosa no vitany .De mahatsiaro mafy anle teo aloha mihitsy aho .Iny aza mba nahavita fa ileity mbola kabary ambony vavahady sy image 3D aloha atreto.
4. Rabaradaka ( 09/11/2010 11:14)
Tsy ilaina intsony dadatoa ny be resaka , aleo tonga dia vavany na tonga de vodiny
5. jiolah ( 10/11/2010 05:21)
mba tsy afako loatra le fikan'lery :"taiza ary enaoooo?, ny an'olona zao DVD de nenazy hono mbola kasety fona".
Tsy satrinay ary ve ohatrani Dubai i Toamasina fa aiza ary ny enti-manana? Samy maharaka anie fa le s no tsisy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6294