QMM: ampidirana ny politika "cause cotiere" ihany koa

1. LazaDaddy ( 27/10/2010 22:01)
Enorme problème pour QMM, Cette entreprise de production d'ilménite de Tolagnaro est fermée depuis hier suite au mouvement de revendication de l'association Fagnomba qui a placé des barrages à l'entrée de l'usine. Ce mouvement revendique, rappelons-le, plus de recrutement de la population locale.

« Si une solution n'est pas trouvée on risque une fermeture définitive de QMM ».

Raha olona tsy manana ny traikefa sy ny fahalalana kosa ve no terena ho raisiny hiasa tsy aleony manakatom-baravarana toy izay hanary vola amin'ireo ho faty antoka?

Jereo eto ny tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 01/11/2010 01:47
2. Bully ( 28/10/2010 11:49)
Tena grave. ka efa prévisible angé io. NY mponina nanatena be tam ilay boom eco tam installation ny QMM saingy indrisy. Zay ilay eldorado.
3. Dan23 ( 28/10/2010 13:09)

LazaDaddy:

Enorme problème pour QMM, Cette entreprise de production d'ilménite de Tolagnaro est fermée depuis hier suite au mouvement de revendication de l'association Fagnomba qui a placé des barrages à l'entrée de l'usine. Ce mouvement revendique, rappelons-le, plus de recrutement de la population locale.

« Si une solution n'est pas trouvée on risque une fermeture définitive de QMM ».

Raha olona tsy manana ny traikefa sy ny fahalalana kosa ve no terena ho raisiny hiasa tsy aleony manakatom-baravarana toy izay hanary vola amin'ireo ho faty antoka?

Jereo eto ny tohiny

tena marina nenao rzoky.mitov amle Ambatovy iany io,d otrzay iany ko ny olana fa saingy nen'i Ambatovy nanokatra centre de formation izy ireglény le iz d mba nilamindamindratsy ihany avy eo
4. fijo ( 28/10/2010 21:54)
ny any faradofay ,ny ao moramanga koa,dia io resaka terivaimanta io no asesy.hoatao toa ny sotema koa izany.CEPE de lasa directera,de vita ny orinasa rehefa avy eo
5. milamina ( 29/10/2010 02:10)

fijo:
ny any faradofay ,ny ao moramanga koa,dia io resaka terivaimanta io no asesy.hoatao toa ny sotema koa izany.CEPE de lasa directera,de vita ny orinasa rehefa avy eo
sahala amin'ny hoe BACC -3 manao terivaimanta ho filohan'ny FAT izany?
6. Hinagasy ( 31/10/2010 22:53)
Amiko aloha dia normal, rariny sy hitsiny be ilay fitadiavana hoe plus recruitement local e! Resaka formation ny olona avy any no tsy ampy, ary tokony hiandraketan'ny QMM.
Efa extréme ilay hoe CEPE lasa directeur ary mino aho fa tsy izany koa no tadiavin'ny olona any!
7. ledala ( 31/10/2010 23:26)
Mitovy hevitra amin' Hinagasy aho: tsy adala daholo akory ny olona ka tsy mahay manoratra nefa mitomany ho sekretera fa raha ho mpizara taratasy kosa inona no fahadisoany, na tsy mahay mahandro sakafo ka ho sefo lakozia fa mba ho mpanasa lovia ahay. Fanampin 'izany tsy bado daholo akory ny olona avy amin' ilay toerana, na faritra , na firenena, koa raha vazo mitovy iany kosa nahoana no dia hiampita ranomasina?
8. LazaDaddy ( 01/11/2010 01:47)
ledala:

Ny miasa amin'ny orinasa toy ireny (harena an-kibon'ny tany) dia samihafa tanteraka amin'ny orinasa hafa rehetra ary mila fahaiza-manao sy traikefa manokana mihitsy. Na "mpizara taratasy" fotsiny araka teninao aza amin'ny orinasa toy itony dia mila haitao fanampiny maro toy "vonjy aina, fisorohana loza, fitandremana ny tontolo iainana, fifandraisana, sns...". Koa na maro aza ny mahay mizara taratasy sy kinga dia ireo mahafeno ny fepetra REHETRA ihany no ilaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053