Loza ity fa efa milahatra aminy comorien, bravo HAT

1. locl ( 14/10/2010 09:00)
Madagascar et les Comores parmi les pays les plus sévèrement menacés par la faim.

Ny référendum no mahamaika nefa ny olona menacé par la famine, tena tsara ny FAT
novalian'i laotsy ny 20/10/2010 17:58
2. laotsy ( 14/10/2010 16:43)
mibaribary toy ny vay ankandrina alo io e e!!! ats o atsy taraiky tsik mianakavy !
3. laotsy ( 14/10/2010 16:47)
mibaribary toy ny vay ankandrina alo io e e!!! ats o atsy taraiky tsik mianakavy !
4. fijo ( 15/10/2010 19:22)
akory atao baba,izao no notadiavin'ny vahoaka,ka dia ef amitovy saranga izany izao
5. AndriambyII ( 15/10/2010 20:27)
??Tsss mazava ! asio lien kely alou ra locl oué hijerena azy !
6. laotsy ( 17/10/2010 17:34)
Mety be zao no tsy hihinambary tson @ krismasy a !
AndriambyII:

??Tsss mazava ! asio lien kely alou ra locl oué hijerena azy !
7. jojo-bebe ( 20/10/2010 10:32)

akory atao baba,izao no notadiavin'ny vahoaka,ka dia ef amitovy saranga izany izao
8. Rabaradaka ( 20/10/2010 11:56)
F'angaha ry Sareraka sy Ratsirahonana ary Alain Ramaroson iharan'izany mosary izany, azafady tsia dia tsia, isika no mihinana ny tsy fihinana eto.
9. laotsy ( 20/10/2010 17:58)
Marna lôtr zan ! ! ! ! ! Mino za fa ny gasy koa ane ts manampotoana na 1 scond aza iheritreretana tson e ! ref vola de andao ôôôôôôô !!!!!!!!!! ts miheritreritra oe mbola hiteraka ane izy e !!!! ny hany atao angamba de mivavaka ho antsika !
Rabaradaka:

F'angaha ry Sareraka sy Ratsirahonana ary Alain Ramaroson iharan'izany mosary izany, azafady tsia dia tsia, isika no mihinana ny tsy fihinana eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.059