zazakely mikohaka

1. flodine ( 07/10/2010 20:13)
Mba omeo hevitra mety mahaafaka kohaka zazakely 1an, ny tena tsara raha tsy fanafody naturelle.
Misaotra mialoha.
novalian'i arialy ny 20/10/2010 09:16
2. euh ( 11/10/2010 13:10)
manatona dokotera
3. maeva74 ( 11/10/2010 13:31)
en voilà quelques astuces pour faire guerir la toux :
-prendre une à deux cuillères à soupe de l'huile d'olive avant de dormir, à condition ne pas boire ni manger aprés.
-faites diluer une cuillère à soupe de sucre glace dans une cuillère à soupe de l'huile d'olive. (c'est la plus reussie), dormir aprés.
-sinon préparer une tisane à base de l'origan (sauvage); lui ajouter quelques figues ouvert, laisser bien boullir, buvez pendant qu'elle est chaude.(sucrée); bien se couvrir et dormir aprés.NB:(juste une petite poignée d'origan).
4. mirananirina ( 11/10/2010 13:46)
Mbola kely loatra ilay 1 an,mila mitandrina tsara na izany aza.
5. maeva74 ( 11/10/2010 14:08)

ohatry ny hors sujet zah izany hihihi kay tena fanafody no tadiavinao fa tsy "remedes de Grand-mère" azafady fa nanotokany ho an'i zazakely mihitsy io natolotro io.
Mirary soa hatrany
6. shanyah ( 11/10/2010 14:21)
Tsy haiko aloha na mety na tsy hety izy ity fa fampiasa ho an'ny zaza efa lehibebe kokoa. Mety tsy ho zakany mantsy
Maka ravina voasary 10 de ravina goavy 5 dia ampangotrahana ao anaty rano iray litatra.
Mamina amina tantely na siramamy de sotroina in telo isan'andro, tsy mihoatra ny tapaky ny kaopy café reny.

Raha tsy zany de mampiasa voasary makirana sy tantely , afaka asiana sakamalao kely. Omena eran'ny sotrokely izy in-droa isan'andro fara fahabetsany.
7. Rafotsy ( 12/10/2010 11:42)
Ny fanaoko tamin'ny zanako mbola leky dia :
beurre
miel
jus de citron na jus d'orange , dia omena tahaka ny sirop : 1 cuiller à café !

Mampitony fa tsy mahasitrana !

Dia atao petak'afo beurre ny tratrakeliny alohany hatary
8. vonynive ( 13/10/2010 08:13)

flodine:

Mba omeo hevitra mety mahaafaka kohaka zazakely 1an, ny tena tsara raha tsy fanafody naturelle.
Misaotra mialoha.

ny sahobabaka alaindrony koa hono tena mety (tsy efa maty any @ grande surface a), aty Dago misy mivarotra azy mbola velona
9. arialy ( 13/10/2010 10:24)
ny tena mahafaka ny kohaka , satria matoa izy mikohaka dia mi couler koa ny orony ,
mila diovina inbetsaka am serum physiologique.
tsy oe alaina ny coton de asiana serum an, fa atongilana ny miakavia ny zaza, tsy atao iva loatra ny lohany dia potserina mafy avy ao am lavakorona havanana ny serum dia atao izay hapivoaka azy am lavakorona havia, atao mafimafy ny pression mba hampadio ny tsara ny orona, na mahalany sérum 3 aza am ny orona iray tsy maninona fa averina fona mandrapivoakany glaires am ny orona ilay , dia atao toy izay koa ny lavakorona ilany.
mora sitrana haingana ny zaza raha toa ka voadio matetika sy tafala haingana ny glaires izay mapikohaka azy .
tsy dia tiany anefa ny atao anlay izy, mila rassuréna tsara izy , atao kilalao lay izy, ary mila calme tsara ny reny manao azy.
ny zanako tamin'ny herintaona narary foana (kohaka, fièvre avo be sns) ary natao opération mihitsy aza (végé) sy nasiana yo yo hi évacuena ny sofina, fa tany am kiné farany après ny opération no nahitako fa tena efficace ny sérum.
raha mbola tsy mandeha izy tsy azo amena exomuc fa io koa mapiala haingana
sinon ilay tantely+citron+beurre mahamasaka aingana ny kohaka.
10. flodine ( 13/10/2010 14:18)

arialy:

misaotra anareo namaly, hatao zay mety.
11. vahiny2004 ( 14/10/2010 07:36)
tetehina fisaka ny navets na raper-na, asiana siramamy, avela hilona, dia omena ilay zaza ilay ranona navet misy siramamy iny
12. arialy ( 20/10/2010 09:16)
vahiny2004< ny fatrany amena azy ahoana? dia impiry isanan'andro? dia hafiriana ?misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2273