Inception
3. hery
(
27/10/2010 04:34)
Mbola ltsy hitako fa hojereko androany :-)
Ary ilay Salt ve efa hitan'i kelly13? Tena nilay ilay izy.
Ary ilay Salt ve efa hitan'i kelly13? Tena nilay ilay izy.
5. kooool4
(
04/12/2011 07:25)
Dommage tsy nahazo ny oscar io na dia mendrika ny hahazo aza, angamba tsy azon'ny olona ny foto-kevitra tiany hampitaina, fa anisan'ny film tsara io: miavaka ny scénario, mahay ny mpilalao, tsara ny effets spéciaux...
