FIOVANA SY FOMBA FITONDRANA
1. alina
(
28/09/2010 03:24)
Slt daholo,
Ho an'i diloo,mba sokafy tompoko ny maso sy ny saina.De tsy hitanao sa hodiana tsy hita ny zavatra tsy rariny tafahoatra be dia be vitan'i R8 teto ireny?Zaho tsy miteny hoe mety daholo ny an'ny TGV fa io hoatran'ny tokan-trano rehefa manitsa-bady ny iray ka mitroatra misaraka
dia hiteny indray ve ilay nanitsaka tsy nety nanarina hoe jereo izao fa mijaly daholo ny ankizy?
Izany hoe ny fijalian'ankizy dia conséquences fa tsy causes ary lasa pire ho an'ny ankizy ilay izy raha mbola miziriziry manamarin-tena ilay nanao ny tsy nety t@ voalohany.
1)Raha ny démocratie na principe de légalité na ordre constitutionnel indray io dia resaka théorie fotsiny.Azo atao tompoko ny mi-manipuler an'io,isika ireto samy nianatra ihany (à variable dimension hoy ny politicien iray izay).Ny système constitutionnel ange azo atao démocratique e!fa ny régime politique kosa dia purement dictatorial ary izay no nataon'i R8.Ary indrisy fa nataony ho tombotsoan'ny tenany fotsiny ilay izy.Ny olona rehetra ve hoy ianao no hahay hanavaka ireo zavatra roa ireo?Tsy mahagaga raha miezaka mafy ireo zanak'i Dada tsy miteny afa-tsy ordre constitutionnel.
2)Raha ny communauté internationale indray no resahina eto dia toy izao no fahitako azy:ireo tompoko dia tsy te hahita anao mihitsy hivoatra ka ho afaka hifaninana aminy.Jereo fa ireo firenena tsy dia voabaikony dia mivoatra be daholo:Corée du Nord sy Iran(sur le plan technologique),Chine,Russie...raha tsy hoe tafiditra ao anatin'ny plan géo-stratégique-n'ny pays membre communauté int/le iray ilay fanjakana tiany izay vao mivoatra:Israel,Taiwan,Corée du Sud,Japon...Amiko izao raha miteny izireo miaraka @ CNOSC sy ireo malagasy sary bakoliny(mampalahelo ihany) hoe tsy maintsy tokony atao aloha ny hahazoana reconnaissance int/le ,dia hoy aho hoe contraire-n'izany no mety;tsy tokony ho tadiavina aloha izany fa tokony ho lojikan-javatra manaraka ho azy.Tamin'ny andron'i R8 angaha nisy régime politique démocratique?Mba inona no nitenenin'ny communauté int/le izany?Ireo tompoko tombon-tsoa no tadiaviny fa tsy fitiavana.Tsy te hilaza anefa aho eto hoe tsy ilaina izireo.Jereo aloha ny tombon-tsoa ambonin'ny firenena.
3)Ho an'ireo mpiventy hira hoe "coup d'Etat" tsy misy farany ireto dia izao fotsiny no lazaiko anareo;*Tsy possible mihitsy ny hamongorana hatramin'ny fakany ny système régime dictatorial iray à partir procéssus démocratique.Fifidianana ve hoy ianareo no hahafaka ingahy Mugabe @ fitondrana?Mba mamakia boky fa isaky ny misy ny fiovana goavana eto an-tany dia noho ny révolte populaire(changement)ary miafara @ élimination physique foana izany matetika.
4)Farany,amiko dia tsy démocratie copier-coller à l'occidental no hampivoatra ity Madagascar ity fa ilay antsoiko hoe:"DICTATURE ECLAIREE"izany hoe mélange-na démocratie sy dictature ary @ régime politique no ampiharana azy AM-PAHAMARINANA HO TOMBONTSOA AMBONIN'NY FIRENENA.
Alina.

novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 06:17
2. diloo
(
28/09/2010 10:56)
Salama i Alina,
Voaray ny dinikao ary misoatra mizara ny tianao ho hifanakalozana.
Ny pseudo-nao tonga dia efa mahafaoka ny mombanao:
Alina, mifanakaiky amin'ny teny toa: rahona, jombona, maizina, takona, ets...
Ho hafana izany ny fifanakalozana, ary izany indrindra no ilaina mba tsy ho "unilatérale" ny dinika eto, fa kosa ho "consensuelle" afahan'ny tsirairay mandray anjara ao anatin'ny ady hevitra. Tiako tsindrina io ady -hevitra= hevitra tsy natao hitovy fa kosa anjaran'ny tsirairay mamakafaka sy miaro ny heviny.Izay no maha samy afa ny sera madagate sy ity serasera.org malalantsika ity.
Koa faly aho mandray sy miarahabanao. Ary antenaiko fa andray anjara matetika ianao, fa tsy anao tsidim-pahitra eto fotsiny.
Tena faly aho hanana "Challenger" vaovao, satria nisy namako mpanao ady hevitra amiko izay, tsy iza fa i Rapa2002, tsy fantatro ny antony , fa tsy hita eto intsony izy.
Eto ampandinihina ny lahatsoratrao. Ary aza manahy fa hamaly anao tsy ho ela aho.Mbola mitrongy aho izao maraina izao vao homana. Dia avy eo aho hikarakaranao.
Mandra-pitia indray aloha.

3. cyril
(
28/09/2010 12:25)
salut diloo ! .. tsy mahavaly an'i "alina-nay" ndray elah de be fialana bala eo a!.. ndana alou zany elah alou "manokatra vata" de tadiavo tany ze zavatra azo hamaliana an'i "alina" fa ataony mahamay eo elah anio ...
4. piozila
(
29/09/2010 10:43)
alina:
Slt daholo,
Ho an'i diloo,mba sokafy tompoko ny maso sy ny saina.De tsy hitanao sa hodiana tsy hita ny zavatra tsy rariny tafahoatra be dia be vitan'i R8 teto ireny?Zaho tsy miteny hoe mety daholo ny an'ny TGV fa io hoatran'ny tokan-trano rehefa manitsa-bady ny iray ka mitroatra misaraka
dia hiteny indray ve ilay nanitsaka tsy nety nanarina hoe jereo izao fa mijaly daholo ny ankizy?
Izany hoe ny fijalian'ankizy dia conséquences fa tsy causes ary lasa pire ho an'ny ankizy ilay izy raha mbola miziriziry manamarin-tena ilay nanao ny tsy nety t@ voalohany.
1)Raha ny démocratie na principe de légalité na ordre constitutionnel indray io dia resaka théorie fotsiny.Azo atao tompoko ny mi-manipuler an'io,isika ireto samy nianatra ihany (à variable dimension hoy ny politicien iray izay).Ny système constitutionnel ange azo atao démocratique e!fa ny régime politique kosa dia purement dictatorial ary izay no nataon'i R8.Ary indrisy fa nataony ho tombotsoan'ny tenany fotsiny ilay izy.Ny olona rehetra ve hoy ianao no hahay hanavaka ireo zavatra roa ireo?Tsy mahagaga raha miezaka mafy ireo zanak'i Dada tsy miteny afa-tsy ordre constitutionnel.
2)Raha ny communauté internationale indray no resahina eto dia toy izao no fahitako azy:ireo tompoko dia tsy te hahita anao mihitsy hivoatra ka ho afaka hifaninana aminy.Jereo fa ireo firenena tsy dia voabaikony dia mivoatra be daholo:Corée du Nord sy Iran(sur le plan technologique),Chine,Russie...raha tsy hoe tafiditra ao anatin'ny plan géo-stratégique-n'ny pays membre communauté int/le iray ilay fanjakana tiany izay vao mivoatra:Israel,Taiwan,Corée du Sud,Japon...Amiko izao raha miteny izireo miaraka @ CNOSC sy ireo malagasy sary bakoliny(mampalahelo ihany) hoe tsy maintsy tokony atao aloha ny hahazoana reconnaissance int/le ,dia hoy aho hoe contraire-n'izany no mety;tsy tokony ho tadiavina aloha izany fa tokony ho lojikan-javatra manaraka ho azy.Tamin'ny andron'i R8 angaha nisy régime politique démocratique?Mba inona no nitenenin'ny communauté int/le izany?Ireo tompoko tombon-tsoa no tadiaviny fa tsy fitiavana.Tsy te hilaza anefa aho eto hoe tsy ilaina izireo.Jereo aloha ny tombon-tsoa ambonin'ny firenena.
3)Ho an'ireo mpiventy hira hoe "coup d'Etat" tsy misy farany ireto dia izao fotsiny no lazaiko anareo;*Tsy possible mihitsy ny hamongorana hatramin'ny fakany ny système régime dictatorial iray à partir procéssus démocratique.Fifidianana ve hoy ianareo no hahafaka ingahy Mugabe @ fitondrana?Mba mamakia boky fa isaky ny misy ny fiovana goavana eto an-tany dia noho ny révolte populaire(changement)ary miafara @ élimination physique foana izany matetika.
4)Farany,amiko dia tsy démocratie copier-coller à l'occidental no hampivoatra ity Madagascar ity fa ilay antsoiko hoe:"DICTATURE ECLAIREE"izany hoe mélange-na démocratie sy dictature ary @ régime politique no ampiharana azy AM-PAHAMARINANA HO TOMBONTSOA AMBONIN'NY FIRENENA.
Alina.
Film efa lasa lesy letsy izany ra8 izany a! ny tsy fahombiazana sy ny hadalan'i Radomelina izao no hita mibaribary amin'izao fotoana izao. MIALA TEO FA MPAMONO OLONA SY MPIVAROTRA TANINDRAZANA AMIN'NY VAZAHA, ary ho ela velona hipetraka sy hilevina any Nosilava
5. ouioui
(
29/09/2010 14:23)
Ry alina ô! aleo elah amboarin'ni Diloo ao klé , resaka efa ta@ 2009 daholo ve no mba hitan'elah klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
6. AndriambyII
(
29/09/2010 19:46)
Misy marina ihany ny tenin' i Alina é ! hevitra iray iraisan' ny maro ny tokony hanovàna ny institutions étatiques tsy mifanaraka @ zava-misy ao Mada @ izao vanim-potoana izao.
7. fijo
(
29/09/2010 19:55)
ity ny valiny hoan'ilay nanoratra.jereo ao aminn'y madagascar tribune androany fa ahitanao ity voasoratra ity:"Et quand je regarde ce qui a été reproché à l’ancien Président, et que je fais le bilan de la situation actuelle, je me dis qu’à coté des sangsues actuelles, Marc Ravalomanana était un enfant de coeur."
8. milamm
(
30/09/2010 12:10)
mitovy hevitra @ fijo, tsy momba an'iza2 fa mbola amafisiko fa reny raharaha black monday sy 07/02 dia madio tanana iny lhl iny
9. Miharena
(
30/09/2010 14:26)
Dia ho sanatria va araka ny filaharan-kevitra ataonareo eto mbola manipulation colonialiste ihany no mahazo antsika? Izany hoe zay mpitondra eo dia atao mihitsy izay hahatonga azy ho tsy mamim-bahoaka, amin'izay dia mivaringarina ny valala be mandry fa ry zalahy voatohatohana eo ihany no mitavana ny harena miaraka amin'ny kapitalista??? Dia toy izay koa rehefa avy eo, dia izany hatrany?
Koa raha izany, tsy aleo ve adaboka ny dinika politika fa tsy misy lalan-kizorany.
Fa ny tena mahatsikaiky dia ny Gasy samy Gasy ihany no manaiky hampiadiana.
Soa aloha fa tsy izy rehetra fa raha izany no mitranga dia efa aiza ho aiza ny fikorontanana teto (angamba efa nisy génocide toy ny tany Rwanda (soa fa hendry ny gasy e!).
Ny tsara atao ao an-doha dia ilay hoe : tsy resy tsy akory ny olo-mangina. sa tsy izany?

10. ouioui
(
30/09/2010 14:26)
Tsy miteny amlah hoe diso daholo akory ry bila ny tenin'ny alina , fa raha ny taloha no atao antokin'ny tsy fahombiazana ny @ izao dia efa lany daty hoa zany bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
11. AndriambyII
(
01/10/2010 23:49)
Ka ny lasa anie lesona hiantrehina ny ho avy ra oui é !Diso ve izany principe izany lé ?
12. ouioui
(
02/10/2010 06:27)
Tsy mandà le kôzin'elah zah bainn a, variana loatra ny mitanisa ny lasa foana lisany farany adino ny mijery ny eo aloha eo le tena kôzy
13. Miharena
(
04/10/2010 05:40)
Rehefa tonga saina amin'ity sehatra lazain-dra-Oui farany ity ny vahoaka maro dia mandroso amin'ny fihavaozana isika fa tsy variana mitanisa zavatra efa tsy azo raofina intsony fa efa tokony haloa tanteraka.
14. milamm
(
06/10/2010 02:10)
ny tsy azo kosehina aza adino anie ry miharena dia tsotra e, hadisoana sy ireo fomba mamohehitra niseho omaly no averina androany ary vao maika ratsy kokoa aza satria hitohy rahampitso ihany koa, eo no miatomboka ny atao hoe fiovana satria miverimberina izy ireny toy ny lalan-kita kisoa .Io no sakana tsy maha afaka an-davaka ny fitantanana ny fitondram-panjakana, ary namitahany ireo milaza azy ho filoha sy tompon'andraikitra @ zao fotoana ny rehetra niandry fiovana natao ho vato tsindry hahazana, ka atsipy rehefa malok'andro (ny vahoaka izay very sasaka, very fahatelo ohatran'ny rano nosotroin'ny sima)
15. Miharena
(
06/10/2010 04:33)
Ny tena raharaha Milamm dia raha hoe tsy fanahy hiniana ilay izy, tsy mampaninona loatra, fa raha toa ka fantatra soa aman-tsara fa tsy tokony haverina intsony nefa fanahy hiniana hatao ihany dia izay no mahatonga ny resaka miverimberina.
Ny fikosehana zavatra tsy hay tohaina noho ny famerimberenana hampiraiki-tapisaka toetra ratsy iray no olana eto amintsika. Ary ataoko fa tsy isika ihany no iharan'izany fa na iza na iza olona eto ambonin'ity planeta ity.
Izay no hanaovako matetika hoe aleo ny fahatongavan-tsain'ny tsirairay no ahafahana manala izany famoronan-tsain-dratsy rehetra izany.
Ny voambolan'ny politisiana no mila miova fa tsy tatatata miverimberina.
Ny voambolan'ny vahoaka koa dia mila miova ary ny endrika enti-miady tsy mahomby dia tsy tokony hampiasaina intsony.

16. RAR.DAGO
(
06/10/2010 05:25)
alina:
...1)Raha ny démocratie na principe de légalité na ordre constitutionnel indray io dia resaka théorie fotsiny.Azo atao tompoko ny mi-manipuler an'io,isika ireto samy nianatra ihany (à variable dimension hoy ny politicien iray izay).Ny système constitutionnel ange azo atao démocratique e!fa ny régime politique kosa dia purement dictatorial ary izay no nataon'i R8.
Tsy marina tanteraka intsony izany Alina a! Raha mamaky ireo soson-kevitra nataon'ny BM t@ ilay rakikevitra hoe Agenda de relance économique ianao, na mamaky ireo lahatsoratra nosoratan'ny mpahay lalàna fototra gasy toy ndry Sahondra Rabenarivo, na ry Anthony Ramarolahihaingonirainy dia ho hitanao fa azo atao sara mhitsy no mametraka lalàna fototra sy "système constitutionnel" izay mametra be dia be ny fahafahan'ny mpitondra mivilana amin'ny hetahetan'ny vaoaka. Izany no tsy azo hanekena io saritsari-pihovana tsy misy dikany ataon'i FAT @ lalam-panorenana io!
alina:
2)Raha ny communauté internationale indray no resahina eto dia toy izao no fahitako azy:ireo tompoko dia tsy te hahita anao mihitsy hivoatra ka ho afaka hifaninana aminy.Jereo fa ireo firenena tsy dia voabaikony dia mivoatra be daholo:Corée du Nord sy Iran(sur le plan technologique),Chine,Russie...
Voalohany, raha tany Chine, Corée du Sud, Iran dia tsy nisy izao fifanakalozan-kevitra izao fa efa voatora-bato na nigadra mandra-pahafaty izay nitsikera ny fitondrana teto. Raha hoe Brésil, Inde, na RSA no alaina tahaka mba azoko ekena fa tsy ireo tany mamono ny mponina ao aminy kosa e !
Faharoa, ny firaisam-be iraisampirenena anie ka tsy olona iray e! Ny olona te-hajanaka dia mety hitovy hevitra amin'io sary nosoritanao io. Fa i Obama tsy W Bush, Sarkozy tsy DSK, sns. Ary na ny FMI sy ny BM aza anie ka mifanipaka atsimo sy avatra ny politika fampandrosoana ventesiny fa izay tsy manaraka akaiky tsy mahita hafa tsy ny hoe " Bretton woods dia kapoka iray".Fa raha toa kosa aloha fa izao jeneraly resin'ny "sous off" sy mpanao politika maty noana rehetra izao no atao ministry raharaham-bahiny dia aza gaga raha mandeha mandohalika any @ quai d'Orsay no any fantany satria izay no takatry ny sainy.
alina:
4)Farany,amiko dia tsy démocratie copier-coller à l'occidental no hampivoatra ity Madagascar ity fa ilay antsoiko hoe:"DICTATURE ECLAIREE"izany hoe mélange-na démocratie sy dictature ary @ régime politique no ampiharana azy AM-PAHAMARINANA HO TOMBONTSOA AMBONIN'NY FIRENENA.
Marina fa tsy copier coller no vaha-olana fa resaka efa tranainy be sady tsy mbola nahomby izany dictature éclairée izany sefo a! I Pinochet sy ny Chicago Boys-ny foana no andrandrain'ny olona momba izany fa aiza 'ty niafarany e? I Pinochet sy R8 dia kapoka iray koa :
ny fangalàna olona mahaomby toy ndry Nivohasina, Henri Rabesahala sns (na ny Chicago Boys ho an'i Pinochet) no nampahomby ny nataony ary ny fitondra-tenany manapatra fahefana indrindra no nahavoa azy.
Ny vaha-olana dia :
- Pouvoir de contrôle efficient indépendant : fitsaràna, cour des comptes, mahaleo tena ary homen'ny lalampanorenana fahefana tsy azon'ny Filoha kitikitihina.
- Décentralisation effective : samy mampandroso ny misy azy ary izay tsy mahavita manaramaso ny azy aleo hanaparan'ny sasany fahefana sy kolikoly any. Tsy ho tonga saina foana ve ny farany.
- Mise en valeur des compétences et des résultats : Tsaraina amin'ny vokatry ny asany ny tompon'andraikitra fa tsy miandry fifidianana vao azo roahina. Ny mahay mila misedra fifidianana fa ny vendrana azo roahina aloha.
17. alina
(
31/10/2010 04:49)
Miarahaba anareo namana rehetra eto @ serasera indray ny tenako.Ankasitrahako daholo ny valin-teny sy toro-hevitra rehetra voalaza eto fa saingy misy ihany lafin-kevitra tsy itovizana ary tsy atao mahagaga na ifam-pitenenan-dratsy izany.
-Alina=fototenin'ny fahalemana.
-Ahoana hoy ianao i Inde,Brésil? Hoy aho hoe;Inde ange natao hi-contrer puissance chinoise sy nucléaire pakistanais e!Brésil indray jereo tsara ny modèle de developpement économique-ny en plus izy ange membre fanjakana amerikana e!ary i USA koa ao anatin'izany.Fanampin'izay mba jereo mentalité-n'ireo nation ireo @ankapobeny,firy ny partis politiques ao.Be dia be tompoko ny paramètres azo ilazana ny anton'ny fivoaran'ny firenena iray ary voalohany @izany dia ny MENTALITE.
-Dictature éclairée:Hoy i Mr Poutine izay hoe(mba tiako ihany ilay termes):"dictature de la loi"
Izany hoe:*ny olona rehetra na journaliste izy na tsia,na olon'ny fitondrana izy na tsia dia afaka maneho hevitra malalaka fa tsy miteniteny foana.*Ny gouvernants sy gouvernés rehetra dia tokony hosaziana araka ny lalàna na jurisprudence aza rehefa mihoa-pefy.Ny zava-misy hatramin'izay anefa dia mifanohitra @izay.Ny mpitondra(izay manao izany)manao izay tiany atao ary vetivety ny sasany dia manan-karem-be ary raha miteny ny vahoaka sasany sy ireo mpanohitra hoe avoahy ny lisitr'ireo olona rehetra impiqués @affaire bois de rose ...dia olona tsy fantatra hoe iza no mba avoaka ao fa ireo cerveau ao @fitondrana dia afenina.Ny mpanohitra indray etsy an-kilany raha miteny @radio-ny dia tsy mba mahay mandanjalanja mba hi-conscientiser olona fa tenenina daholo hatramin'ny hoe:ampangotrahy ny rano hatobaka @miaramila...andao daholo ho eny Fort Duchesne...hoatr'izao manao bombe artisanale...sns ary raha samborina na akatona noho izay zavatra izay dia lazaina indray fa tsy misy ny liberté de presse...prisonniers politiques...radion'ny fitondrana indray manaratsy hoe olona jamba io...Marina fa tsy voatery raràn'ny lalàna daholo ny zavatra tsy tokony atao rehetra fa mba jereo ihany ny "limite du raisonnable".Fehiny:betsaka loatra ny IMPUNITE.
-Systèmes democratiques:Efa betsaka ihany ny aro-fanina napetraka fa io tompoko maro ny zavatra mety tsy hampahomby an'io,influence,tsikombakomba,ary toe-tsaina daholo no iaingan'izany.
Izay aloha ry zareo fa mahereza daholo.

18. RAR.DAGO
(
31/10/2010 05:34)
Ny système rehetra dia misy fetrany avokoa.
Ny olana @ ilay dictature éclairée, iray no mibolila dia vita ny rehetra ary tsy misy hafa-manoatra.
Ny @ demokrasia, tsy maintsy ny système rehetra no tsy mandeha vao tsy mandeha ny resaka. Fa ny tombony dia hafaka toherina foana izay eo.
Ny tena tsara dia demokrasia misy fifandanjana marina ny fahefana rehetra : mpanatanteraka, mpitsara, mpanao lalàna ary ny mpitatitra ny hevi-bahoaka

19. alina
(
09/11/2010 02:47)
RAR.DAGO:

Slt DAGO,Alina ihany,
Tsy laviko izay hevitrao izay raha izao toe-tsain'ny mpanao politika gasy izao no jerena.Ny olana eto manko ry Dago dia ;1) ny toe-tsaina=tsy manana honneteté intellectuelle ny manam-pahaizana gasy ka izay tonga eo @fitondrana dia atao izao izay hisolelahana aminy(question interet io) à tort ou à raison(culte de personnalité...).Ary raha tsy tafita izay fika izay dia atao izay fomba rehetra hanalana azy eo @seza.Vokany avy eo ange lasa extremiste be ilay mpitondra e!Hitako aloha t@ voalohany mba nalemy paika ihany Atoa Ravalomanana,perverti par les opposants? sa...
2)ny politika eto @tanàna dia tsy misy base idéologique fa dictée-na tombontsoa fotsiny ny ankamaroany.Ny parti vert izao mba mazava ny azy ary izany hoe antoko Liaraike izany na AMF 3FMn-dry Satro-bory izany...tsy fantatra mihitsy ny idéologien'izany.Misy antony ihany ange ny namoronan-dry SADEC sy ny namany ny hoe:quatre mouvances e!diniho kely ihany.Hoy ny journalistes tao @RFI izay"... les restes ne sont pas des partis politiques sérieux..."
Averiko fa ilaina ny fanovana toe-tsaina politika(culture politique)ary izay dictature éclairée=dictature de la loi izay no hitako fa lalana mahomby:mila fifehezana sy bon exemple ny gasy.
Misaotra.
Alina.
20. RAR.DAGO
(
09/11/2010 04:52)
alina:
Hitako aloha t@ voalohany mba nalemy paika ihany Atoa Ravalomanana,perverti par les opposants? sa...
Tsy marina kosa angamba izany an! Mba anontanio anie ny olona efa nifanerasera taminy tao @ Tiko sy ny Mairie e!
alina:
2)ny politika eto @tanàna dia tsy misy base idéologique fa dictée-na tombontsoa fotsiny ny ankamaroany....
Averiko fa ilaina ny fanovana toe-tsaina politika(culture politique)ary izay dictature éclairée=dictature de la loi izay no hitako fa lalana mahomby:mila fifehezana sy bon exemple ny gasy.
Azoko ny tianao ho lazainy ary ekeko fa raha ny tokony ho izy dia mila hevitra ao arianan'ny asa na ny zavatra rehetra atao mba ho fantatra hoe inona no tiana ahatongavana.
Ny mikasika ny hoe tsy misy tokony andika lalàna moa iny tsy asiana ady hevitra, izany no mahatonga ahy miady hoe ampifandajao ny herin'ny "institution" fa aza avela hatanjaka be toy io ny fahefana mahefa.
Mikasika ny idéologie, ny olana dia ity : lasa sarotra be (complexe) ilay zavatra dinihina satria izay mihitsy no vokatry ny fivoarana : fidirana any @ antsipirihana nefa fisahanana ny ankapobeny (appréhension détaillée de l'ensemble du système). Mety izany ianao hitovy hevitra @ antoko iray anio @ zavatra iray nefa tsy hitovy hevitra aminy @ zavatra hafa rahampisto. Dia lasa sarotra be izany no milaza fa miray hevitra ideolojika ny antoko A sy B. Avy eo dia manjary mifangaro ny vary sy ahidratsy eo @ mason'ny olona mijery avy aty hivelany.
Mba hialàna @ izany dia tokony izany ny antoko tsirairay avy manana tetikasa (programme) dia isan-taona, na eo @ fitondrana na tsia, manao jery todika hoe inona no efa vita inona no mbola tokony atao, inona no tokony hovaina, inona no ampiana sns... ary resaka miankina @ zava-misy (informations factuelles) no atao fa tsy revin-drongony. Azo atao izany raha avelan'ny fanjakana ho malalaka ny tarehimarika sy ny fanaraha-maso ny fitantanany.