FIOVANA SY FOMBA FITONDRANA
21. alina
(
10/11/2010 03:13)
Zavatra hita aloha lasa égoiste sy cupide loatra kosa R8 e!Tsy midika kosa izay hoe ratsy daholo ny nataony.
Resaka idéologie indray,hoatran'ny amerikanina ohatra,ny républicain mba hitantsika mazava ny azy resaka libéral,ny democrate indray plus social.Principe de base izay,nefa izay tsy manakana ny ankilany hankasitraka ny hevi-pitondran'ny ankilany rehefa misy tombo-tsoan'ny firenena ary tena mitsikera koa raha ilaina izany (esprit critique fa tsy esprit DE critique toy izay misy eto Mada).Ny républicain koa dia mety ho lasa social kely raha ohatra ka teren'ny conjoncture économique ary mety hifanohitra @izay koa ny democrate.Saingy ny base ihany no base.
Ny bilan indray tokony ho izay mihitsy (marina ny voalazanao)no ataon'ny mpanohitra.Amiko na manipuler-n'ny mpitondra aza ny bilan na tsy malalaka aza ny fanaraha-maso ,anjaran'ny mpanohitra ny mi-prouver an'izany @ vahoaka.Afaka miteny croissance économique à deux chiffres ny mpitondra fa ny mpanohitra koa afaka manazava ny zava-misy socio-économique ary ny fifidianana madio sy mangarahara (misy égalité de chance=bulletin unique)no itsaran'ny vahoaka.Tokony hifampitaiza foana ny mpitondra sy ny mpanohitra.Ilana honneteté intellectuelle anefa izany rehetra izany ary izay no mahasarotra azy ho an'ny gasy.
Misaotra.

22. Miharena
(
15/11/2010 07:34)
Raha dinihina daholo ny adihevitra dia mirona mankany amin'ny tatonnement daholo ireo hevitra ataon'ny politisana eran-tany sy ireo mihevitra manana tetik'asa fa tsy manindrona ny ivon'ny olana mitranga ankehitriny. Raha ny marina dia ireo tetik-ady rehetra nalefa hatrizay izay isian'ny mpitondra sy mpanohitra no miteraka olana saro-bahana. Repoblikana no niandohany, dia avy eo Sosialista sy kapitalista, dia lasa repoblikana sy demokraty. Dia mifandimby manao izay tiany eo aloha ny olona dia izay potika dia potika fa tsy misy miraharaha na dia efa hita fa mivilana any amin'ny zavatra mampikororosy ny maha-olona mihitsy aza. Ny olana dia olana sosialy fa tsy olana toe-karena, olana toe-tsaina fa tsy olana politika satria ny politika dia raha arahina ara-bakiteny dia fanatsarana ny fiaraha-monina. Ny olona no olana voalohany ary ny olona no tokony ho tonga saina hamaha izany fa tsy ho verezin'ny zava-mitranga sy ny familivilian'ny tsy manana saina mazava hitondra fanavaozan-tsaina.
23. RAR.DAGO
(
16/11/2010 06:17)
Raha ny marina dia ireo tetik-ady rehetra nalefa hatrizay izay isian'ny mpitondra sy mpanohitra no miteraka olana saro-bahana. Repoblikana no niandohany, dia avy eo Sosialista sy kapitalista, dia lasa repoblikana sy demokraty.
C'est l'histoire de la poule et de l'oeuf ton truc ,;)
Ny olana dia olana sosialy fa tsy olana toe-karena, olana toe-tsaina fa tsy olana politika satria ny politika
Mifandray akaiky kosa ireo raha ny hevitro!
-Raha samy hafaka mbola misaina fa tsy teren'ny fiainana dia lasa harena ilay fahasami-hafàna.
-Rehefa miantona ny vilany dia lasa mafy kokoa ny ady mba ahafahana mivelona any ka lasa mifandramatra mora foana ny olona