... ZANY KA LEHILAHY ! MERCI PASTERA A ...

1. andrywui ( 27/09/2010 09:30)








de lazaivo fa hoe Apokalypsy ndray zah raha nandefa an'io!!... fa ny hitako aloha de tena fivavahana sy Herin'ny Fanahy Masina marina no entiny matoa mahavita an'izao fa tsisy resaka trikazy araka ny filazan'ny "sasany" azy akory ireo vidaka ireo ,ary tsisy resaka "asan'ny maizina " ihany koa satria tsy nahare anarana hafa antsoina teo aho afa-tsy ny anaran'i Jesoa sy Jehovah ary ny Fanahy Masina " !

-- dia hoy aho hoe " mandehana dia mba manaova tahaka azy koa raha mahavita !..... "
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:41
2. andrywui ( 27/09/2010 09:39)



mbola misy tohiny betsaka io Ambondrombe io fa jereo ao amin'ny you tube ....


Aiza le kiana be ndra-Ika sy ny akolitany alou mba ho jerena e !! asa inona ndray ny zao havaliny fa mety hipapapapa hitady DOC any ambata any zao izy sy ny akamany !
3. zama91 ( 27/09/2010 10:39)

Tsara be lesy le reportage fa ny indro kely tokony vahiny no nanao iny reportage iny.ary ahoana ry andrywui toa miteny frantsay le devoly ,en plus toa gentil be le izy,za @ io efa nanantena hoe hivadiks vampire,ary hafana n
y ady
4. mirananirina ( 27/09/2010 12:44)
Tsy ratsy kosa ilay ciné an!
5. andrywui ( 27/09/2010 14:53)
"ilay ciné ?" ...

yyéééé..! tsy ratsy alou le izy fa zah koa ary vao nahita de mba nijery otranareo koa !..

salut letsy zama !!.. marina letsy zany fa mba entina hifandinihana eto anie io zavatra nataonlery io hoe aoana marina e !! ny an'i Miranairina mou zany de io ny valiteniny "tsy mahagaga" ..!
6. Miharena ( 27/09/2010 15:09)
Mazava angamba ny resaka eto ary raha dinihina dia mifandraika amin'ny faharavan'ny fanjakana tamin'ny 2009 teo ilay izy an! Sa ahoana hoy ianareo?
7. zama91 ( 27/09/2010 16:16)
Ary le tgviste misy devoly teny ambondrombe,tsy efa nivadika 3mouvance ve lesy iny rehefa lasa ny devolny kle...



8. cyril ( 27/09/2010 17:06)
ngaila = 'lay adva-ko vao haingana

--mpetraha tsara ndry sao petsa vao malaky mipapapapa makatsy, makaroa otran'ny alika maty anabavy !!! zay fotsiny ......

tonga de mitady osekoro eran'ny tanana malaky eo ndry raha vao mbola manohy mitapitapy eo iany !... hon hon hon kobo be !!!

-- Ny nahafantarako azy ?? - ny ora hanoratandry no nahalalako azy fa indry le izy ! ... fa rehefa "mipoitra i ngaila de mipoitra koa ilay raikavavy" afaka segondra vitsivitsy !!-- zay foana, foana .... hin hin hin

sa hanao-boxe?
9. ouioui ( 27/09/2010 17:16)
Kobe ve klé, mbola misy mila vanony ihany angaha , miss sersasera ve leity ???[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
10. ouioui ( 27/09/2010 17:20)
Ry zalahy kato koa mpanao an'io fomba fanalana devoly io fa ny anarany fotsiny no hovaovany sady secret hafahafa izany le izy fa vitsivitsy ihany ry lerony ny komando nahaz mission avy @ papa [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG] http://ma-tvideo.france3.fr/video/iLyROoafYgtl.html
Sao lasa daholo ny kil hono é [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
11. andrywui ( 27/09/2010 17:51)
yyéééééé... ny kato koa manao an'io fanalana devoly io kah !! ary mety zay aza angamba no naha hendrihendry kely an'Ika tato ho atao io fa tsy otran'ny le tamin'ny voalohany lery !! mety nampihinan'i hery an'io fika io ngamba de nihahendry tao hin hin hin hin fa ny mahagaga lety de zao a !... ry lerony (kato) reo refa manala anle devoly de mahagaga fa nifindra any amle mpanala ndray le izy avy eo ,,,, zany hoe afaka le tena demoniaka be voalo fa le mpanala ndray no hifamonjena fa nisavoritaka bendray !! otranle film hoe l'exorcisme iny e .... mahagaga tokoa kah ! ...
12. AndriambyII ( 27/09/2010 20:38)


Io izany ny tohiny raAndrywui ?
Efa feno eran' ny tany raha resaka alienation mentale forcée .Jereo koa ny momba ity ,raha toa mbola mila ;
http://www.projectbeam.com.fullpower/
13. AndriambyII ( 27/09/2010 20:57)
http://www.youtube.com/watch?v=5asbpbo4_z4

Ambondrombe indomptable par excellence .Mivavaha fotsiny fa tsy mbola nisy nahita ny tena halalin' ny rano na dia iTlahy Latimer aza .
14. ngaila ( 28/09/2010 07:42)
ay mis demony b tato
15. Miharena ( 28/09/2010 07:53)
Matahotra angaha Ngaila?
16. andrywui ( 28/09/2010 09:51)
Ngaila ary tsy mino an'Andriamnitra ry Miharena kou inona no atahorany eo e? bodha no atahorany fa tsy Dieu !...
17. Miharena ( 28/09/2010 11:39)
Dieu angaha atahorana ho an'ny mino Andrywui??
18. cyril ( 28/09/2010 12:28)
Dieu Fitiavana sady sakaiza no zoky no "Ray Masina" ho antsika Mpino kah !... fa ho andry zalah sasany manko "efa novainy" ilay ray Masina tsika " ka navadiny ho ilay raikalahy ndray ny azy hono !!!! - ny an'i Ngaila ndray de tsy hinoany mihitsy zany Dieu zany fa boudha ny azy sy ny an'ny vadiny !!... hon hon hon
19. fijo ( 28/09/2010 20:31)
mitady akama vonona handoto akanjo ,hiaraka amiko,hanao film "mabondrombe milamina"aza matahotra fa ny kaly dia azo antoka,ny toaka koa misy.
20. Hinagasy ( 28/09/2010 23:13)
Hay!hay! hay! nijery ilay voalohany aho fa tssssssssssss! toa resak'ooooooooooooo! politika miaro culte de personnalité !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.108