... ZANY KA LEHILAHY ! MERCI PASTERA A ...

21. Miharena ( 29/09/2010 05:24)
Rehefa te-hanadihady ny zavatra toy itony isika dia mila heverina aloha hoe inona no zava-mivaingana nipoitra vokatry ny asa natao. Na inona endriky ny fanalana devoly (exorcisme) na inona, ary na iza na iza no mano azy dia mila jerena ny mécanisme sy ny hery mifanandrina ao. Ny matetika dia misy olona milaza fa mise en scène ny zavatra toy ireny nefa réalité ilay izy.

Tsy hoe mitsaratsara na manasohaso olona fa fanadihadiana ihany no aleo hojerena teo amin'ny asa nataon'i Pasitera Mailhol teto.
2008 izy no nandroaka ny asan'ny fangejana misy eto ary raha mihaino tsara ianareo dia niteny izy hoe "mialà nareo eto, ary izay alehanareo tsy mampaninona ahy fa aza eto Madagasikara intsony. Mialà amin'ny mpitondra firenena eto Madagasikara dia ento any ny forongon'entanareo". Dia hitantsika ny zava-niseho rehetra fa nisy vesatra niala tamin'ny 2009, dia ny fangejana ny fahalalahan'ny hafa nateraky ny ampihimamba.

Rehefa hadihadiana tsara koa ny resak'izay noroahina, dia milaza izy hoe hiverina izahay hamono an'i Mailhol, dia mazava fa hanao izay ho afany izy ireo fa tsy hanaiky resy amin'izao. Tao Ambondrombe izahay hoy izy no resinao fa mbola ho any Tsiafjavona izahay, dia noroahina koa moa izy tamin'izay.

Ny fehiny mba tsy hahalava resaka dia misy tokoa ny hery mifanandrina ary mbola te-hahazo laka ao amin'ny fon'ny olona tsy mahatsiaro tena (tsy mifoha). Dia teraka daholo ireo fifanindranana sy tsy fahitana ny lalan-kaleha io. Ny zavatra tiana ampitaina amin'ny Pasitera Mailhol fotsiny dia hoe : mbola misy rambondrambony mandehandeha eto fa mbola tsy afaka tanteraka tamin'ny 2008. Dia mankahery izay miasa hanala sakana eto amin'ny tany, indrindra ny ao ampon-ny olona fa ny hafatra fotsiny dia aza miady an-trano fa tsy misy varany ny ezaka atao. Ary ny ezaka dia amim-pitiavana no anaovana azy fa tsy hiteraka valifaty.
22. andrywui ( 29/09/2010 09:43)
Fa "kivà" zany amlisany reo ireo mpanao gazety avy ao Fianaratsoa marobe tonga tany ? sa mety nomeny S ve de nangina sy nanaiky ireo journalistes ireo ?? tsy haiko alou fa zah manokana tsy manakiana anlery mihitsy ah satria hoy ny tenin'Andriamanitra hoe :"Tsy manendry izay Voahosotr'iJehovah ah !..."
- fa mba nahita ah de liana ary manaiky fa tena lehilahy ampiasan'andriamanitra marina izy !! zah alou mpijery zavatra positif otrizay foana e !... ny an'ny sasany manko de na tonga de fialonana na faly manakiana sy mitsikera fotsiny nefa tsy mahavoa raha akory izy sy ny moperany fa be wawawawa sy manolanjaza fotsiny hon hon hon hon h
23. fijo ( 29/09/2010 20:20)
tsy miafina mihitsy le fizahozahoana e."izaho mihitsy....."mitey aminao aho...."ros ny dia miaraka amin'i pasitera...."hihihihle apombo mpanaraka amin'io midanaka fotsiny.le bandy kely koa te hanao film kung fu be mihitsy.hihihihi

mba vinavinao rah aio no hitondra an'ny madagasikara????aoka lahy
24. cyril ( 30/09/2010 09:50)
moramora ihany ianao zokibe amzany a! entim-po ndray toi androany zany!! - mpanao gazety daholo anie ony oa ny ankabeazan'ireo tany ireo e! - de sanatria ve novidian'i Pr Mailhon vola be daholo ireo olona 50 mahery tany ireo ?? tsy mampino kah !! -- fa ny fehiny sy azo antoka de mahavita zavatra ary ampiasain'Andriamanitra marina izy na dia be aza ireo mpialona tsy mahavita noho izy !!...
25. fafane ( 30/09/2010 10:05)
Raha ny mikasika an'io ndray de tsy azo iadiankevitra fa tsy misy maharesy ny devoly raha tsy feno herin'Andriamanitra ao aminy, sady tsy azo vazivazina ny devoly fa fanahy izy ka mahafantatra anao sy ny momba anao ary ny toetranao, ka hitaa teto fa i Pr de tena feno herin'Andriamanitra matoa resy lay devoly tao @lay bandy kely io, afaka ampiasain'Andriamanitra daholo ny rehetra fa miankina @fahavononan'ny tsirairay sy ny fanoloran-tenany ho an'Andriamanitra zany
26. AndriambyII ( 30/09/2010 11:57)
Maro ny fomba hanabeazana ny ankizy , arakaraky ny lova voarain' ny tenantsika , raha mibahan-toerana loatra ny fitiavan-tena dia ho very ny ambaindainy , sy ny tokony ho tsapa eto @ ity tany fandalovana ity , tsy izaho no hiteny hoe manompoa an' i satana , na i jehovah , fa mila mihoatra ny venti-kevitra novoizina nandritry ny taonjato nifanesy roa arivo taona lasa izay isika rehetra @ izao fanantontoloana ny fiarahamonina izao !
Misy ny olona voafidy manampahefana tsy refesimandidy .Daemon dia anjely voahilika noho ny fahatsapany manokana ny firindram-piainany. I Arikanjy gabriely dia fanefitra natao hiatadiavaNY olana @ tsy fahalalàna tsy maintsy ho sedraina @ ity fisiana ity .
Ka ahoana hoy ianao Fafane ? Mbola misy ve ny zanaky ny maizina tsy fongana hatr@ izay ?
27. fijo ( 30/09/2010 21:37)
hihihi ary "rapasilol miteny hoe "avereno ny taimbavanareo"???,tena pasitera ve lery io sa rapace e?
28. Miharena ( 01/10/2010 12:22)
Ny teny rehetra matoa misy dia navela hisy ary azo ampiasaina amin'ny fotoana ilàna azy fa tsy hihatsaram-belatsihy.
29. fijo ( 05/10/2010 20:07)
hay va moa."rehefa miresaka amin'ny reny sy ny akama izany ,tokony hitovy nyteny ampiasaina????mahereza ary e
30. cyril ( 05/10/2010 20:46)
film daholo ry zalahy ty mayol ty fa lisany ve jamba e, zavatra sekta no entina hitadiavana toerana hon hon hon , ahirato ny maso ry zalahy a, film be manadala her her her
31. Miharena ( 06/10/2010 04:39)
Asa aloha ra-Cyril na film le izy na ahoana fa tsy hitanareo mivoaka daholo angaha izao ireo resaka fampitomboana pouvoir etsy sy eroa ireo? Défi io ka izay tsy mahasehaka dia mipirina. Io koa moa miankina amin'izay itokiany avy na ny tena hery madio na ny hery efa resy.
32. fijo ( 06/10/2010 21:41)
hoatry ny mahare bandy kely avy nijery video gidragidra mijery ilay izy:"izao ny mission nampanaovina ahy.."lasa ianareo sy ny entanareo.."sa hoatra izany koa no firesak'ilay jesoa?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0964