Tsara atambatra ny hery dia miara-miasa raha tiana handroso i M/car

1. Annie2OO6 ( 08/09/2010 10:43)
Tsara raha ny mitambatra ny hery velona rehetra ,ny antoko politika rehetra sy ny vahoaka dia atambatra ny hery ny fahaizana sy ny politika dia ho aroso ny fampandrosoana an'i gasikara fa dia efa latsa-paka loatra ny fahantrana sy ny hirifirin'ny vahoaka amin'ity ady toerana sy ady voninahitra lava ity
2. hery ( 08/09/2010 10:47)
Sarotra be izany ry Annie2OO6 (fa tsy Annie 2006 tsy mitovy io loll)
3. Annie2OO6 ( 08/09/2010 10:49)
hery , mbola tianao ary ve ho anaty fahantrana i Madagascar amin'izao fotoana izao ? tsy tsara ve raha entanina ny olona rehetra hanome tanana sy hifampitambatra hery hampandroso ndray an'i gasikara ,

4. Annie2OO6 ( 08/09/2010 10:52)
raha tanterakatsika vahoaka malagasy aloha izay dingana iray izay dia hifanarahana eo ndray izay toerana azo omena an'izatsy na izaroa , ny famahana araka izay tratra haingana ity fahantrana sy fijalian'ny maro ity aloha no atao vaindohan-draharaha ,

io ihany ny annie 2006 hatramin'izay tompoko !
5. andrywui ( 08/09/2010 12:24)
marina zany ry annie a !!! miara-manao tanana miara-mandray sy tongotra miaramamindra zany no tianay ho lazaina e ! ireto izahay GTT nanao mission tany toulouse izahay ary nahazfinaritra ny fiarahana tany !! izany zao de tena efa fiarahana sy fitambarambe tsara atao fakantahaka mihitsy ho atsika rehetra !!......

http://namana.serasera.org/media/tovana/7c054c29d19405ec1c20f57656a76d60/GTT_a_Toulouse_20100724[1].jpg
6. hery ( 08/09/2010 13:34)
Rehefa kenda vao hoe andao hifampitantana. Maninona raha nifampitantana talohan'ny nanimbana ny firenena.

Nisy rangaha izay nanolotra tanana koa tamin'ny Janvier 2009 :-)

Anniefopla> Jereo tsara fa tsy mitovy ilay chiffres e :-) Annie2OO6 ny ps-nao nefa Annie2006 ilay teo aloha izay tsy zatra loatra dia mahita hoe mitovy ny O (o majuscule) sy ny 0 (zero)
Fa rehefa ampitoviana dia tsy mitovy
Jereo fotsiny: Anie2OO6 - Annie2006
Sa mitovy ireo OO00 ireo? :-)
7. piozila ( 08/09/2010 15:38)
Izao ve vao hanambatra ny hery? ny teo aza nopotipotehana! tara loatra e! tsy maintsy miala aloha io eo io dia diovina ny tanàna, tsy mila ramaro sahona, ratsina orana, sns... intsony
8. andrywui ( 09/09/2010 09:02)
Ny an'i hery koa dia io manabatibaty olona io foana !! .. maninona zao raha ny hevitra no valiana fa tsy mikritika ny PS n'ny annie eo foana no atao ? - de maninona raha OO sy 00 inona no olanao ? sa raha TGV i Annie de alaina baraka eto ny akamanay ??
9. hery ( 09/09/2010 09:16)
Ka tsy hitako hoe maninona no manao ps-n'olona vao afaka mamoaka hevitra :-)

tsss ary nojereko hoe iza ilay Annie2OO6.

kobo indray e
10. andrywui ( 09/09/2010 10:02)
akamanay TGV anie i Annie petsainareo io e ! - TGV otranay ihany io ka tsy itako ze mampifarirotra anareo eo ! ... kobo ndray ahoana e !! iza no tena hitanareo ? za ve ? jereo tsara !! hon hon hon ...... jereo ny taloha banjino ny ankehitriny fa ho fanina eo i Mr Hery anie e !....

Annie2006 ====)) ... avoay le tena marina akia fa mitady zavatra ngamba i Mr hery fa tsary hitany a !...

-- sao de hiteny eo koa i Mr hery hoe za no nanokatra na namorona an'io annie 2006 io an !!? alao hazava ny resaka !

- ary ajanony le fanarahandia ny akamanay ato ry hery azafady a ....
11. ifiona ( 09/09/2010 13:49)
Tsy 2006 io ra wiwi fa 2 Ô Ô 6 a!

aplisy
andrywui:

akamanay TGV anie i Annie petsainareo io e ! - TGV otranay ihany io ka tsy itako ze mampifarirotra anareo eo ! ... kobo ndray ahoana e !! iza no tena hitanareo ? za ve ? jereo tsara !! hon hon hon ...... jereo ny taloha banjino ny ankehitriny fa ho fanina eo i Mr Hery anie e !....

Annie2006 ====)) ... avoay le tena marina akia fa mitady zavatra ngamba i Mr hery fa tsary hitany a !...

-- sao de hiteny eo koa i Mr hery hoe za no nanokatra na namorona an'io annie 2006 io an !!? alao hazava ny resaka !

- ary ajanony le fanarahandia ny akamanay ato ry hery azafady a ....
12. hery ( 09/09/2010 14:19)
andrywui> Efa mba tsy niteny aho hoe iza kanefa tian'ialahy ho hitan'ny olona rehetra koa indro ary.

Ireto ny ps fampiasan'i Annie2OO6 (fa tsy Annie2006)

08/09/2010 12:39:21 Annie2OO6
fafane
halloween
pengiun => penguin fopla koa io
andrywui => iza ito oooo
swann
zama92
daniellas
stalingrad
antimpanahy
terrywui
XXXo

Fianakams daholo indray ireo?

Dia rehefa mitaraina izao i Annie2006 (tena izy) hoe sakano ny ip-n'io Annie2OO6 io dia tsy tafiditra koa i andrywui dia mimenomenona indray rehefa avy eo.
13. ouioui ( 09/09/2010 14:24)
Kleaza efa tsy politika intsony ny ato izany ry zalahy fa momban'ny serasera [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
14. andrywui ( 09/09/2010 14:40)
kkkiiiiiiiiiiiiiiiiiii................ tena efa miotry ny loha letiiiiiéééééééééé ...
o rahery a! ... fa tena inona mihitsy ty adinareo ty kleeeeeee
---annie 2006 zany ry bainnn zahay mianakam's iany a !... aza manantena eo enao !!

-- raha tsy hoe hianao no hanao ps fopla annie2006 eo de mody hitaraina votany eo !! ny toetranao efa kobon'ny pokna rehetra ato ! tonga de phonéko tt de swit i anie zao de zao de asaiko manogany an'i hery eto fa ataovy !!..

-- TGV iany reny bainn fa tsy i ifiona akory na i noue na ikaretsaka ka ho be dongy any aminareo any a !!miaramila efa vita ofana tsara ireny ka tsy mataoatra ze fampihorohoroana eto !! hon hon hon
15. piozila ( 09/09/2010 14:44)

EFA HIONGAN TSY HO ELA LESY NY AN'IALAHY A! ARY AZA MITSAOKA ANY FRANTSA FA MIJANONA ETO RAHA TENA LEHILAHY;
16. hery ( 09/09/2010 14:44)
lolll. Antsoy i Annie2006 tena izy raha mahavita.

i Annie2006 fantatro fa TGV koa ka. Jereo eto ny message-ny rehetra
http://forum.serasera.org/forum/message/user/Annie2006

Dia jereo indray ny message-n'i Annie2OO6 fopla (Jereo fa samihafa ny message)
http://forum.serasera.org/forum/message/user/Annie2OO6

17. andrywui ( 09/09/2010 15:07)
borikeo any io resak'elah io rahery fa tena mahatonga fofona be a !...ttsssssshhh

ggggrrrrrrr ....

zao fotsiny : le resaka hihavana zany no tena tsy tianareo ?? - ary miteny amin'i hery ary zaho andrywui hoe : hery a! andao tsika lahy hifankatia be letsy rahery a ! de ahoana hinamana amiko ve elah sa handà hoe an an elah tsinona TGV be de zah tsy hinamana amlah !.... toa otran'ny lavinareo be mantsy le hifandray tanana !!!!!
18. hery ( 09/09/2010 15:11)
mahagaga hoe hihavana ahoana ary? Sa isika aty ambany no terena hihavana fa ry zalahy any ambony mahazo tsy mihavana?

Raha tena te hisy fihavanana ohatra dia teneno i Rajoel hoe tokony hihavana amin'i RAvalo izy lolll. Ny ankoatra izay fihatsaram-belantsihy.

Dia ho hita eo hoe iza no tena mandà fifandraisan-tanana
19. andrywui ( 09/09/2010 15:31)
ka tsy hanaiky hifankatia amiko zany elah ?
20. hery ( 09/09/2010 15:32)
Tsy isika no olana wah fa i Rajoel sy Ravalo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083