Tsara atambatra ny hery dia miara-miasa raha tiana handroso i M/car
21. ouioui
(
09/09/2010 15:59)
Aza tery saina bainn a, tsika tsy hiandry ny hafa vao hanomé ohatra [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
novalian'i AndriambyII ny 14/09/2010 12:48
22. hery
(
09/09/2010 16:01)
Hanome ohatra ahoana aza.
Ny hoe manome ohatra dia hitan'ilay omena ohatra ilay ohatra.
Raha elah aty ambany aty ve no mifandray tanana dia mety ho tonga saina i Rajoel? lolll
Ny hoe manome ohatra dia hitan'ilay omena ohatra ilay ohatra.
Raha elah aty ambany aty ve no mifandray tanana dia mety ho tonga saina i Rajoel? lolll
23. ouioui
(
09/09/2010 17:54)
Raha ny hafa ve no tsy hihavana dia hiandry an-dry zalahy hihavana vao hifandray tànana , efa averitsika matetika eto foana , fa ny hevitra no tsy mitovy fa tsy ny olona akory no miady [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
26. AndriambyII
(
14/09/2010 12:48)
hery:
Hanome ohatra ahoana aza.
Ny hoe manome ohatra dia hitan'ilay omena ohatra ilay ohatra.
Raha elah aty ambany aty ve no mifandray tanana dia mety ho tonga saina i Rajoel? lolll
Ka raha tsy manohatra anie ka tsy hisy hahafantatra ny zavatra hitanao tianao hampitaina @ hafa é ! Lasa fanaka ho lo ambata fotsiny ny zavatra izay tsapanao sy niainanao raha tsy zarainao @ hafa , " toute verité est essentielle pour apprehender la nature humaine "
