karaman'ny mpitaiza

1. hana ( 07/09/2010 11:27)
hono ho'aho, fa tsy 700€ net ve ny karaman'ny assistante maternelle 1 volana raha mitaiza zaza tontolo andro, 5j par semaine e? Dia io no alohanao aminy, avy eo mahazo réduction d'impôt ianao mi-rembourse ny ampahany. toa mbola izy koa aza no miantoka ny sakafon'ilay zaza fa @ voalohany ihany ianao no mitondra ahitàny azy, ary ny couches sy ny akanjo no anao.
Tsy izany fa io no no-proposer-ko Malagasy hiandry ny zanako, tonga dia taux horaire no nolazainy hoe kely loatra satria raha 35€ ny 1 andro dia lasa 3,50€ izany ny heure.
Hoe 9€ ny heure hono, ka tsy maty daholo ny manan-janaka rehetra? hiasa ho an'ny assistante maternelle fotsiny? Raha 9€ * 10h*20j par mois anie ka 1800€ e! eritreritra be!
2. hery ( 07/09/2010 14:42)
Ngamba kosa tsy ny Gasy assistantes rehetra no manao an'io 9 € l'heure io. Ny vazaha aza tsy manao an'izany. Surtout raha mitohy ilay izy, dia tsy possible intsony mihitsy ny manao azy à l'heure.

Mitadiava gasy hafa indray hoe.
3. soanja ( 07/09/2010 20:38)

hana:

hono ho'aho, fa tsy 700€ net ve ny karaman'ny assistante maternelle 1 volana raha mitaiza zaza tontolo andro, 5j par semaine e? Dia io no alohanao aminy, avy eo mahazo réduction d'impôt ianao mi-rembourse ny ampahany. toa mbola izy koa aza no miantoka ny sakafon'ilay zaza fa @ voalohany ihany ianao no mitondra ahitàny azy, ary ny couches sy ny akanjo no anao.
Tsy izany fa io no no-proposer-ko Malagasy hiandry ny zanako, tonga dia taux horaire no nolazainy hoe kely loatra satria raha 35€ ny 1 andro dia lasa 3,50€ izany ny heure.
Hoe 9€ ny heure hono, ka tsy maty daholo ny manan-janaka rehetra? hiasa ho an'ny assistante maternelle fotsiny? Raha 9€ * 10h*20j par mois anie ka 1800€ e! eritreritra be!


Ny aty aminay aloha dia $12/h eo ho eo no tokony sy mendrika ny karama omena
ny mpitaiza ny zanakao raha indrindra ka tianao hahazo fitiavana feno sy fikarakarana feno ny zanakao. Izay rehetra manao izany anefa dia mila manana traikefa sady manana fahaizana mitaiza ka maharaka tsara ny lalana mipetraka amin'ny firenena momban'ny vonjy aina sy ny fitaizana mahomby.

Aoka tsy hotsinotsinoavina ny mpitaiza ny zanakao fa io no fototry ny fahabeazany sy ny fahasalamany.

Raha io karama 1800 Euro io dia hitako tena atonona tsara mihitsy. Aoka hiady ny zony ny rehetra.
4. ssendra ( 08/09/2010 10:55)
fa hita oà kely loatra izany 3euro mahery par heure izany...
5. hery ( 08/09/2010 14:19)
Hafa ange ny manao a l'heure e. Ohatra hoe 2h par jour fotsiny izy no miasa dia normal le manao à l'heure dia mahazo karama 9€ l'heure.

Fa misy indray ilay efa fixe izany hoe mikarama isam-bolana izy fa tsy mikarama isan'ora. Amin'io dia na ny traitement-ny any amin'ny fanjakana aza dia hafa. Misy taxe aloa sns.

6. soanja ( 08/09/2010 19:34)

hery:

Hafa ange ny manao a l'heure e. Ohatra hoe 2h par jour fotsiny izy no miasa dia normal le manao à l'heure dia mahazo karama 9€ l'heure.

Fa misy indray ilay efa fixe izany hoe mikarama isam-bolana izy fa tsy mikarama isan'ora. Amin'io dia na ny traitement-ny any amin'ny fanjakana aza dia hafa. Misy taxe aloa sns.




Miankina amin'ny faripahaizany ihany io aloha ny fahitako azy; experiansa sy diploma ananany momba ny fanabeazana. Ny karama ny assistantes ato aminay aloha dia tsy latsaka ny $1500/ mois ary miasa adiny 8 na latsaka izy fa tsy mihoatra noho izay satria lasa mandika lalana indray. Takiana aminy anefa ny fakana classes isan-karazany mba hahafantarany ny tokony ataony.
Diniho anie hoe inona no fiainana azo iainana 900 Euro > e.
7. ikaretsaka ( 08/09/2010 21:52)
ny lalana any ry soanja samihafa @ ny antsika a
8. soanja ( 09/09/2010 15:49)

ikaretsaka:

ny lalana any ry soanja samihafa @ ny antsika a


tsy lalana mihitsy ny tiako avoitra amin'ity resaka ity ka. Raha mpitaiza any an-trano any raha ny fahitako azy dia mety misy lalana ihany saingy tsy voatery akory fa misy kosa principe tsara arahina. nefa miankina amin'ny tsirairay ny fikarakarana ny zanany.
9. ssendra ( 10/09/2010 18:59)

ny aty aloha sady tsy misy resaka lalàna no tsy misy resaka diploma izany
expérience no jereny sy ny hoe efa niofana tamin'izany ve????
manao ankety any atrano izy raha any antranonao ianao no mitaiza
jerena ny toerana raha en securité, raha malalaka, raha madio sns
misy olona tokoa eto akaikinay eo manao an'io ao atranony izy
manana villa tsara sy zaridaina tsara ampy hilalaovan'ny ankizy tsara amin'ny aradalàna ilay ramatoa, sady efa avy nitaiza ny zanany donc ekena ny fanaovana ilay asa,
toa 10 à 15 euro par zaza isan'andro no ataony , zaza dimy no zakany,
misy sipa fantako kou any france any manao anzay ao antranony ao, temps plein isan'"andro, eo am 1600euro eo no raisiny isambolana satria zaza telo efatra eo no garder-ny
10. rafahafahana ( 10/09/2010 19:52)

hana:

hono ho'aho, fa tsy 700€ net ve ny karaman'ny assistante maternelle 1 volana raha mitaiza zaza tontolo andro, 5j par semaine e? Dia io no alohanao aminy, avy eo mahazo réduction d'impôt ianao mi-rembourse ny ampahany. toa mbola izy koa aza no miantoka ny sakafon'ilay zaza fa @ voalohany ihany ianao no mitondra ahitàny azy, ary ny couches sy ny akanjo no anao.
Tsy izany fa io no no-proposer-ko Malagasy hiandry ny zanako, tonga dia taux horaire no nolazainy hoe kely loatra satria raha 35€ ny 1 andro dia lasa 3,50€ izany ny heure.
Hoe 9€ ny heure hono, ka tsy maty daholo ny manan-janaka rehetra? hiasa ho an'ny assistante maternelle fotsiny? Raha 9€ * 10h*20j par mois anie ka 1800€ e! eritreritra be!


Mangalatra kosa fa misy lalàna mifehy ny assistante maternelle agréé, jereo ny site ny caf.fr dia ho hitanao ao ny marina, fa na dia ny caf aza tsy manaiky an'izany 9€ zany heure.
Ny ahy assistante maternelle vazaha agréé no mitaiza ny zanako 3.65€/h zaho tsy mampiasa gasy fa fetsy ratsy sady ratsy toetra
11. sipagasy ( 12/09/2010 17:22)

hana:

hono ho'aho, fa tsy 700€ net ve ny karaman'ny assistante maternelle 1 volana raha mitaiza zaza tontolo andro, 5j par semaine e? Dia io no alohanao aminy, avy eo mahazo réduction d'impôt ianao mi-rembourse ny ampahany. toa mbola izy koa aza no miantoka ny sakafon'ilay zaza fa @ voalohany ihany ianao no mitondra ahitàny azy, ary ny couches sy ny akanjo no anao.
Tsy izany fa io no no-proposer-ko Malagasy hiandry ny zanako, tonga dia taux horaire no nolazainy hoe kely loatra satria raha 35€ ny 1 andro dia lasa 3,50€ izany ny heure.
Hoe 9€ ny heure hono, ka tsy maty daholo ny manan-janaka rehetra? hiasa ho an'ny assistante maternelle fotsiny? Raha 9€ * 10h*20j par mois anie ka 1800€ e! eritreritra be!




ho ahy mipetraka eto frantsa sy efa nampiasa io fomba iray io hitaizana ny zanako dia hitako fa TENA KELY tokoa ny karama omenao azy, dia tsy mba mahita smig akory veh izany ilay mpitaiza e?? raha asa maizina aloha ny hataonao dia mmhh tsy haiko e! fa raha mandeha à ara-dalàna dia tsy io no tokony hanakaramainao ilay olona, azonao atao koa anie ny mampiasa ny cheque emploi service, @ izay tsy dia henjana loatra ny ursaf alohanao!
12. soanja ( 15/09/2010 21:45)
Resaka toetsaina daholo izany amiko. Raha holaniako amin'ny hatsaran'ny fiainan janako ny hareko iray manontolo inona tokoa moa no atao hoe fangalarana amin izany? Iny no olona hiara miaina amin ny zanakao ela indrindra isanandro satria na ianao ray sy reniny aza tsy eo hanolotra izany.

Amiko sambatra ianareo mahita Malagasy afaka hikarakara ny zanakareo, nofy anie izany aty usa. Raha mba afaka hiteny gasy isanandro mantsy ny zanako, raha mba afaka hilalao ireo kilalao gasy tsy ananan iza n iza. Raha mba hiaina fotsiny izany maha malagasy tsy misy fangarony.
13. arialy ( 17/09/2010 10:41)
kiiii lafo be zany 700€ zany, ny anah aza 600€ net tam zanako mbola tsy nahazo crèche, nolazain'ny allocation fa azo toriana ilay assistante maternelle, eo am 500€ latsaka eo raha (déclaré io lazaiko io), toa 478 € eo izy izay ny à temps plein (5js/7), fa raha au noir kosa alo dia izay ifanarahanareo e
14. arialy ( 17/09/2010 10:45)
efa misy lalàna mi régir anio asa assistante maternelle io, raha manana an'ilay brevet ilay olona, dia eo am 478€ /mois net ny plein temps, jereo ao am site ny Caf fa complet ao é.
sinon raha ohatra oe 200€ ny alohany caf dia 500€ zany alohanao ( 278€ déclaré ary ny ambiny au noir) sinon voasazy ilay olona raha tratra, fa mety arakaraky ny département misy koa aloha io é, tsy aiko fa mi se renseigneva any am caf misy anao.
15. sipagasy ( 10/10/2010 17:24)
mmhhh arialy io koa anie ny resaka caf arakaraky ny karamanao e! fa amiko aloha ambany beh kosa izany 478€ izany e:!!!!!, asa aloha e! samy manana ny azy, fa fony aho nitaiza dia tsy tahaka izay no nandraisako sy nalohako hihihi
16. vahiny2004 ( 07/01/2011 13:27)
Zaza 3 no 1500 euros e, 500 euros par zaza eo en moyenne

izany hoe mila mitady zaza 2 hafa izy fa tsy ianao no hameno ny banga, raha tsy hoe ianao no mila hoe ny zanakao irery no tezainy

700 euros efa lafobe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3548