Iza no mahalala an'ilay soratra eo amin'ny cofi n'i pape (satrok'i pape ) azafady ....
1. andrywui
(
24/08/2010 08:27)
- Misy soratra mahaliana zay eo amin'i satrok'i Ray Masina fa taraiky be ah ra mbola ikaroka an'izay fa mbo alefaso eto hoe zay tonga de mahafantatra fa misy adi-hevitra be ho atao momba an'izy io !!! -
- raha tsary misy mahalala na ireo tompo menakely aza de ho karohako iany zany le izy !!

novalian'i andrywui ny 26/08/2010 07:54
3. hery
(
24/08/2010 08:32)
Ary tena sekta mahery fo mihitsy i andrywui ity fa mody miafina ao ambadiky ny hoe FJKM. :-) Efa henoko fa voizin'ny sekta mantsy io resa-dresaka io. Andefaso sary hoe?
Ity aloha no hitako ka asa na inona marina izany soratra izany :-)

4. andrywui
(
24/08/2010 08:37)
Zay dfa manomboka mi jugé sahady i Hery !!
-- io fa mivoaka le fombany mana-sekta ,sekta olona !!! Efa lazaiko an'i hery fa FJKM aho !! fa tsisy FJKM eto France fa FPMA hono de tsy mivavaka ah zany fa kosa "mpandinika baiboly gaigilahy aho " ary mpanao étude ny Tenin'Andriamanitra amin'ny heviny marina sy mampiasa concordanse ah hanaporofoako azy !!
---- Lay soratra tompokolahy no mba angatahiko aminareo fa tsy io sarin'i Ray Masin'ny kato azafady !!
--- raha misy isika tompoko manana anle soeratra eo amin'ny satrok'i pape azafady de mba alefaso eto dinihina e! misaotra tompoko !

5. hery
(
24/08/2010 08:42)
Fa tsy ny satrok'i Pape ve no tadiavin'i andrywui? Io ny satrok'i Pape. Tsy misy soratra aloha io hitako io.
Raha manana sary satroka misy soratra ianao dia asehoy fa tsy ny olona no asainao mamorona satroka :-)

6. hery
(
24/08/2010 08:48)
Ity koa misy sarin'i Papa manao satroka hafa. Mitady sary misy soratra hovakiana aho fa tsy mahita ka raha mahita i andrywui na ny hafa dia liana koa aho :-)
7. andrywui
(
24/08/2010 08:57)
aleo ary ho karohiko le soratra he he he ! ... ary raha hitako zay de ahoana ? i hery milaza fa tsisy soratra io satroka io ? za anefa de manao hoe misy soratra Italiana io satroka io !andraso kely fa hanao ny fikarohako ah Mr heriniaina a! .... ary zah oa tsy sekta zany fa rehefa tsisy FJKM fotsiny teto France de aleoko zah sy ny Baiboliko iany no mifampijery isankariva sy alina ato amiko ato ! !!
---- andraso kely ary !!!!! - tic tac tic tac tic tac tic tac ..

8. hery
(
24/08/2010 09:05)
Tadiavo fa liana aho. Ireo satroka hitako ireo aloha dia tsy misy soratra fa raha misy satroka hafa misy soratra any dia asehoy. Surtout raha teny Italiana ny soratra eo amboniny dia mahay Italiana tsara aho :-)
9. andrywui
(
24/08/2010 09:17)
vao tedavina be fa andraso alou hery a! ... vao namoha vata mihitsy fa lavidavitra le izy e ! ... ho avy tsy ho ela !! ....
10. bor2lais
(
24/08/2010 09:57)
H.S
Mitady hanao numérologie" indray ianareo izany a !
H.S - tapitra
Hery > mahita satroka misy an'ity soratra ity ve hono ianao fa ny azy mbola karohina lavitra be izany (asa raha ho hita) ! Ity ilay soratra tadiaviny : "Vicarius Filii Dei" ...
Mazotoa e !

12. ouioui
(
24/08/2010 10:31)
bor2lais:
Mitady hanao numérologie" indray ianareo izany a !
H.S - tapitra
Hery > mahita satroka misy an'ity soratra ity ve hono ianao fa ny azy mbola karohina lavitra be izany (asa raha ho hita) ! Ity ilay soratra tadiaviny : "Vicarius Filii Dei" .
Tsarabe ilay valinteny , inona aloha rahery ny dikan'io ary "Vicarius Filii Dei" .
Hery izany tsisy hafa @ resak'ika manipulateur , tsisy fahatsorana fa mivadibadika be hihihi, maninona izao raha tonga dia alefa , raha izaho no kato tsisy tonga dia fiera ery aho mamaly directe , arguments avy hatrany fa tsy resadresaka fanadrohandroana fotsiny ,sao dia ataonao fa hatsikana sy lalao aza izy ity hihihi
13. hery
(
24/08/2010 10:32)
ouioui> Ianao no miteny hoe misy soratra dia porofoy aloha izany misy soratra izany.
14. ouioui
(
24/08/2010 10:49)
Sao diso IP hery hihihihi
Jentilisa aho fa raha kato tena mpino kosa aho dia tsy niambakavaka naomé porofo
Aza mivatravatra be aloha e hihihi

15. hery
(
24/08/2010 10:54)
Hanome porofo amin'ny inona? Tsy izaho no manana olana eto fa i andrywui.
Izy no miteny hoe "Misy soratra mahaliana zay eo amin'i satrok'i Ray Masina". Dia nasehoko ny satroky ny Ray Masina hitako dia miandry izay satroka hitany misy soratra koa aho :-)
Efa fier sady maika ery aho namoaka ilay satroka ka... Izaho indray ve no hitady izay satroka tsy mbola fantatro na misy na tsy misy any? :-)

16. ouioui
(
24/08/2010 11:11)
hery
ouioui> Ianao no miteny hoe misy soratra dia porofoy aloha izany misy soratra izany.
Ahoana no avantana aty amiko ny valin-teninao hoa, cool e hihihi
Tena mahalala ny IP marina ve rahery sa manao raharaha matahoara fotsiny e hihihi
hery
Efa fier sady maika ery aho namoaka ilay satroka ka... Izaho indray ve no hitady izay satroka tsy mbola fantatro na misy na tsy misy any?
Mifanohitra be ny resakao ka ,lasa manipulateur indray ry zalahy izany klé hihihi, hoatran'ny fanakiviana olana hafahafa izany ny endriny sy fanapepoana tsy hametraka fanontaniana hihihi
Tadiavoa ny fa mety ahaliana anay tokoa ialay izy é
17. hery
(
24/08/2010 11:43)
:-) manokafa hevitra vaovao raha misy mahaliana hafa. (Azoko apetraka @ lohahevitra hafa koa ny resaka IP)
Ny lohahevitra eto dia i andrywui niteny hoe misy soratra ny satrok'i Papa dia mbola lasa any izy nitady izany soratra izany :-)
Rehefa mahita soratra izy na ny hafa dia tohizantsika ilay lohahevitra.
Ny resaka hafa dia azo anokafana lohahevitra vaovao. Araka ilay nolazaiko iny hoe raha misy fanontaniana manitikitika dia apetraho. Aleo hirindra amin'ny lohahevitra samihafa fotsiny

18. ikaretsaka
(
24/08/2010 11:53)
bor2lais:
H.S
Mitady hanao numérologie" indray ianareo izany a !
H.S - tapitra
Hery > mahita satroka misy an'ity soratra ity ve hono ianao fa ny azy mbola karohina lavitra be izany (asa raha ho hita) ! Ity ilay soratra tadiaviny : "Vicarius Filii Dei" ...
Mazotoa e !
HS nga moa teny italianina io fa tsy latinina?
Hs out
19. ouioui
(
24/08/2010 11:57)
Lasa izaho indray no lazaina fa niresaka IP voalohany , hihihih
Nampiditra an'io hery tatsy nefa tsy misy hifandraisany @ lohahevitra tsisy naneno hihihi
Nefa ny loha hevitra Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère"
Fanamarihana fotsiny iny e hihihi
Vakio tsara e, i andrywui no nametraka fanontaniana , manaiky isika hatreo dia vakio TSARA anie ny valinteninao e
ouioui tsy andrwyui , tsetsatretra tsy aritra fotsiny iny fa ilay soratra aloha izao no handrasana avy any @ andrywui

Ohatry ny hoe tsy hitako ny ip-n'i cyril sy ouioui sy xx.. sy andrywui tsss
Nefa ny loha hevitra Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère"
Fanamarihana fotsiny iny e hihihi
Vakio tsara e, i andrywui no nametraka fanontaniana , manaiky isika hatreo dia vakio TSARA anie ny valinteninao e
hery
ouioui> Ianao no miteny hoe misy soratra dia porofoy aloha izany misy soratra izany.
ouioui tsy andrwyui , tsetsatretra tsy aritra fotsiny iny fa ilay soratra aloha izao no handrasana avy any @ andrywui
20. ouioui
(
24/08/2010 12:01)
Vao tonga i réponse à tout dia HS
Marina ihany ny tenin'i Bor2lais mitady hanao HS , tonga dia Hors Sujet ika hihihihi