Sao dia mbola misy lohahevitra Katolika mahaliana?

1. hery ( 22/08/2010 18:55)
Mahafinaritra ahy ny mizara ny finoako eto (io aloha no haiko) ary hitako fa mahaliana ny maro ilay izy. Noho ny maha lehibe dia lehibe sy anisan'ny tranainy indrindra ny Fiangonana Katolika anefa dia tsy hary ho voalaza eto daholo ilay izy ka isaorana ireo namana izay mamosaka izany tsikelikely. Efa maromaro ny lohahevitra miseho ao ho an'izay liana momba ny finoana katolika.

Koa raha misy fanontaniana na lohahevitra hafa dia aza misalasala fa na dia tsy izaho manokana aza no mamaly dia afaka manontany sy mijery etsy sy eroa aho satria inoako fa ny fanontaniana apetrakareo dia efa nisy olona hafa namaly ihany nandritra ny taona nifanesy.

Io ilay hoe raiso ka zahao. Mety misy zavatra tsy mazava tokoa mantsy fa henonkenonareo tany am-piangonana tany fotsiny. Faly aho raha ny dinika miseho eto no hahalalànareo bebe kokoa ny finoana Katolika.

novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:46
2. ikaretsaka ( 22/08/2010 19:09)
iraisako hevitra..
mahasoa ilay fifampizaraan na ho an'ny Katolika na tsy ho an'ny katolika,
Amiko manokana dia nahitako fijery anankiroa ilay izy
ny voalohany dia
hoe hay ve izany ny 'fijerin'ny tsy katolika ny momba izao sobjektra izao e "
Ny faharoa dia nanampy ahy ahy kokoa nijery akaiky points sasany @ ilay finoana , izay tsorina fa somary natao alasafay ihany fony nianatra azy.

mety samihafa ny famalinay sy hery sy ny katolika sasany ato, fa na izany aza misaotra t@ fanontaniana isan-karazany sy ny "fahaliananareo" ny @ finoanay
3. ouioui ( 22/08/2010 23:50)
hoy hery
Koa raha misy fanontaniana na lohahevitra hafa dia aza misalasala fa na dia tsy izaho manokana aza no mamaly dia afaka manontany sy mijery etsy sy eroa aho satria inoako fa ny fanontaniana apetrakareo dia efa nisy olona hafa namaly ihany nandritra ny taona nifanesy.

hoy i hery
aza miditra @ zavatra tsy hay hoa , aza miditra @ pataloha tery

Mananino izao raha aviavy be hihihi, miovaova foana ,
Misaotra aloha fa mbola betsaka ny fanontaniana fa aza manao an'ikaretsaka borné fotsiny rehefa mamaly

hoy ikaretsaka
Ny faharoa dia nanampy ahy ahy kokoa nijery akaiky points sasany @ ilay finoana , izay tsorina fa somary natao alasafay ihany fony nianatra azy.

Tsy mahagaga raha mandray antendrony foana ialahy vao mipetraka ny fanontaniana, lasa fanatika , borné hihihi
4. ikaretsaka ( 23/08/2010 00:43)

ouioui:

fa niverenako nohalalinina le izy avy eo .. noho ny ohatran'ialahy
dia rehefa mi affirmer zavatra 1 hoa de
porofoy hoa...pororoy fa aza manao affirmation gratuite
5. ikaretsaka ( 23/08/2010 00:47)
fa izany eo ihany fa de infaillibilte ny resaka.. dia aoka ho io no andefasana arguments sy ny sisa fa tsy ny fiaviavin-drahery na ny filazana ny fanatisme (izay tsy voaporofonao akory) amiko..
6. ouioui ( 23/08/2010 01:08)

fa izany eo ihany fa de infaillibilte ny resaka..

Resaka fanasana olona hametraka fanontaniana ny eto fa tsy fa tsy tsy resaka fanatisme sao diso pejy aza ialahy hihihi
Lasa nanjavona daholo ny kil teto @ ilahy borné
Hoatran'ny bizna daholo ihany anie ny eto ry leity a, atao ny hitarina kil fa ialahy ty tena admin tsy mahalala politika serasera klé hihihi

dia rehefa mi affirmer zavatra 1 hoa de
porofoy hoa...pororoy fa aza manao affirmation gratuite

Mba lazao kely hoe inona no ni-afirmeko teto , sao dia midepra ary ty ialahy hihihi

hoy hery
Koa raha misy fanontaniana na lohahevitra hafa dia aza misalasala fa na dia tsy izaho manokana aza no mamaly dia afaka manontany sy mijery etsy sy eroa aho satria inoako fa ny fanontaniana apetrakareo dia efa nisy olona hafa namaly ihany nandritra ny taona nifanesy.

Naveriko eto indary ny loha hevitra sao tsy hitan'ny masoben'ika borné hihihi
7. ikaretsaka ( 23/08/2010 01:21)
io izao averina foana io depra io.. sao ialahy no midepra dia ahilika aty

Hazavaiko:

hoy i hery
aza miditra @ zavatra tsy hay hoa , aza miditra @ pataloha tery

novalian'ialahy hoe
Mananino izao raha aviavy be hihihi, miovaova foana ,
Misaotra aloha fa mbola betsaka ny fanontaniana fa aza manao an'ikaretsaka borné fotsiny rehefa mamaly

nahatonga anahy namaly hoe

hoy zahako:

fa izany eo ihany fa de infaillibilte ny resaka..
satria tary @ resaka infaillibilite tary io no notaomin'ialahy taty

azo?
soupr amzay fa tsy depr tsony? ;)
sinon avoahay ny arguments .... malaky malaky
8. ouioui ( 23/08/2010 01:25)
Aza miala @ fotokevitra ialahy e , hita fa midepra , malaky mitsabo tena malaky hihihi
Diso pejy ika borné hihihi
9. ikaretsaka ( 23/08/2010 01:55)
iza no niala voalohany sy nandefa sujet tsy misy hifandraisany? ;)
(ialahy ve moa hanaiky mihitsy na tratra ambody omby aza.. tsy maninona fa antsovy ry cyril sy ry xxxw sns)
10. ouioui ( 23/08/2010 02:03)
Izaho leity ny eto fa aza mamorona eo ialahy a, hihihi, arosoy hoe hatraiza no nialko t@ ilay foto-kevitra

hoy zahako (ika borné io an)

fa izany eo ihany fa de infaillibilte ny resaka..

Diso pejy ialahy fa aza manao valim-boraingina eo leisy hihihi
Ary tena lany pasy anie ialahy izany e, tsisy mandeha @ laoniny intsony ny valin-teny sy ny arguments-n'ialahy hihihi
Azafady raha tena nanepotra be e hihihi
11. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:08)
dia efa nohazavaiko an'ialahy hoe naninona aho no nitondra an'io
_>satria ialahy no diso pejy raha vao nitondra ilay copy pasten'i hery tatsy hankato nanao hoe

tarokatra notaterin'ialahy VOALOHANY TATO KA NAHATONGA AHY NAMALY AN'IALAHY:

aza miditra @ zavatra tsy hay hoa , aza miditra @ pataloha tery

12. ouioui ( 23/08/2010 02:15)

vao nitondra ilay copy pasten'i hery tatsy hankato nanao

Hay ialahy ihany izany no milaza hoe tatsy izany milaza fa diso pejy ialahy hihihi
Aza manondin-dresaka ry ika borné rehefa lany pasy a hihihi
13. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:22)
ialahy no diso pejy voalohany nampiditra ny tsy fampiditra dia nahitsiko hoe resaka momban'ny atsy ihany anie izany tatarain la izany....
tafita ve ?
14. ouioui ( 23/08/2010 02:25)
Tsy resa-pejy sisa ty klé hihihi, lasa midelira ny zanak'olona hihihi, mba vonjeo izy rahery a hihihi
15. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:27)
iii mihomehy tany vaky sy niantso vonjy ve letsy sisa no nataon'ny tsy nanan-kevitra kle... fafao lelo haingana de io no atao hoe tany vaky aminy fa tsy mampome!
16. ouioui ( 23/08/2010 02:31)
Ka ialahy anie hitako mahita avaly foana e, nefa eto ialahy tena lasa manaraka ahy fotsiny fa tsy ny arguments sy ny fanazavan'ialahy no andrasako
Sady ny resak'ialahy tsy misy hifandraisany @ lohateny fa maika ny hamaly fotsiny sao ataon'olona hoe petsa dia manovoka mitabataba fotsiny eo hihihi, mihohy aho fa taolana ny nify hihihi
17. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:51)
fanahy iniako mihitsy satria
1) fantatro mihitsy aho fa hanana havaly foana ary ialahy aza manaiky an'izany..

2)fantatro ialahy petsa dia fanahy iniako tanarahiko @ mahapetsa an'ialahy mba ho petsa tanteraka.. hahitan'ny bobaka hoe kay ialahy au fond bandy tsy manan-kavaly tsy manana argu bien fonde fa entin'ny ambom-po dia mirefarefa sisa le argu @ fanaovana affirmation gratuite sy ny fiantsoana kil sy ny fanaovana ady atsanga...

3)hoe hatraiza ny faculte hahafahan'ialahy mandinika zavatra iray na raisina cote serieux na raisina hanihany.... hoe ohatran'ny ahoana ny fihetsik'izany ra ouioui rehefa lany haika!
18. ouioui ( 23/08/2010 02:52)
Miala tsiny @ tompon'ny dinika fa tena nofenoin'ika borné brouillons ato kle hihihi
Ahoana moa no filazan'ika borné azy izay hihihi, "MIOMBON-KEVITRA @ HERY AHO" an an an , tena miom-bokevitra @ hery aho ka, mamporisika ny rehetra hametraka fanontaniana dia mba hamaly sy handray anjara , fa tsy hanao an'ika borné mamaly foana kosa na dia tefa tery izao aza ny pataloha hihihi,aza tezitra ika fa tsetratsetra tsy haritra fotsiny iny e hihihi
19. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:57)
fafao ny lelo ary de passons .. valio ny adihevitra!
20. ouioui ( 23/08/2010 03:02)
Tezitra be o hihihi, aza manopa fotsiny fa esoriko ato ny ps sy ny IP n'ialahy hihihihi
Miombon-kevitra @ hery aho
Misy midelira o,ity loha hevitra ity angamba tokony natao any @ soso-kevitra any , hihihi, mahita adi-hevitra @ io sos-kevitra io anie i ika borné e hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2444