Sao dia mbola misy lohahevitra Katolika mahaliana?
21. ikaretsaka
(
23/08/2010 03:05)
ny hevitra letsy aroso fa tsy ny menace na ps sy IP sy ny kakain'ny lany pasy amiko a a.
alefaso ny fanontaniana momban'ny katolika
alefaso ny fanontaniana momban'ny katolika
22. ouioui
(
23/08/2010 03:16)
Fa faninona no hoe alefaso ny fanontaniana momban'ny kato, hihihi, tena misy kely ve leity e, handefasana ary ialahy dia lazin'ialahy fa tsisy , sady tsy vakin'ialahy koa inona indray hihihi,
24. ouioui
(
23/08/2010 03:27)
Fa inona ny sujet tian'ialahy aroso ato e, vakio tsara ny lohahevitra fa aza maika tsy fainagana e hihihi
Ary ialahy ve nandefa ??? samy mijapy fa ahoana no izaho no hitory teny ry mompra a hihihi
Ary ialahy ve nandefa ??? samy mijapy fa ahoana no izaho no hitory teny ry mompra a hihihi
25. ikaretsaka
(
23/08/2010 03:47)
a inona ny sujet tian'ialahy aroso
momban'ny katolika.. sa? sady tsy za no nandroso fa i hery no niteny hoe arosoy hovaliana(Y) raha tsy efa voavalin'ireo tany aloha
26. ouioui
(
23/08/2010 03:51)
hihihii, tsy manery an'ialahy hamaly anie izaho e, sady tsy ialahy irery no mpamaly eto , izay ilay torohevitra hoe raha misy fanontaniana dia aza misalasala , fa izao fotsiny aza fenoina brouillons fa manjary lasa kamo mamaly ny mpisera sasany hihihi
27. ouioui
(
23/08/2010 04:13)
kiiiii i hery indray no analan'ialahy nefa ialahy no tena gisalahy homan-ketsa eto hihihi, izany hono rahery a, mba ampio i ika borné é, rangitra be lery tsisy manampy , sao tsy ampiany eo koa rahery rehefa petsa hihihi
28. ouioui
(
23/08/2010 22:50)
O ry leity a! ho avy eo indray rahery mbola kitikitihin'ialahy ihany ny dinikany hihihi, izay ialahy vao tena voatsoaka ato, mba lanjalanjao ihany e hihihi
Bonne nuit rahery fa leio anie bandy be vinany fotsiny e
Bonne nuit rahery fa leio anie bandy be vinany fotsiny e
30. ouioui
(
24/08/2010 11:17)
Lasa tsy miady indray ary ny contextes tato , nofafan-dry zalahy daholo ny resak'ika nanelanelana ny valin-teny nataoko ireo ambony ireo, tssssss
Lasa manipulateur hoa ry zalahy ireo ,tena grave e, inona izao no antony namafana azy teo ??? tsy metimety @ ndry zalahy indray zao dia fafana tssss, io foana anie no mahalasa borné , adin'olona lany pasy ny tahakan'izany

31. hery
(
24/08/2010 11:40)
Hmm, tsy haiko hoe maninona indray i ouioui no nametraka ity valiny ity kanefa efa niala tsiny mialohan'ny voatery hamafana NY RESAKAREO ROALAHY manokana aho. Ary nolazain'i ouioui am-pirahalahiana tsara hoe tsy maninona mihitsy.
Tsy ny an'ika irery no nofafaiko fa ilay resaka nifamalianareo roalahy tsy misy idiranay mihitsy.
Sa te hametraka eto hoe naninona indray ny mpandrindra?
Tsy ny an'ika irery no nofafaiko fa ilay resaka nifamalianareo roalahy tsy misy idiranay mihitsy.
Sa te hametraka eto hoe naninona indray ny mpandrindra?
32. ouioui
(
24/08/2010 12:46)
Tsy ilay dinika nataon'ika iny ialay izy kah , entre an'ireo ouioui eo ambony milahatra ireo nisy valintenin'ika tra- hatehaka , ary ika ihany izany no namafa azy fa tsy nahantaty saoka leio hihihi