Nahagaga ihany ny tsy nandrenesam-peo na dia iray aza tamin'ny 10 aogositra ny momba ilay diaben'ny fahafahana. Nasesisesiko ireo gazety mpivoaka isan'andro eto amintsika fa tsy nisy tokoa na iray aza. Manontany tena aho raha toa ka matimaty foana ireo namana potraka tamin'ireny fotoana ireny. Tokony ho andro fisaonana ve sa andro fety sa andro normal izy iny ? Ny fantatra aloha dia ny 29 martsa lasa andro fety be kanefa andro fisaonana satria nisy maty.
Variana ny mba hifandray tanàna angamba ry lerony dia tsy handrangitra na tsy te hamoha fota-mandry , ary betsaka koa ny journaux en ligne no mbola vacances t@ io
Tsy adino anefa fa rà ny mpiray tanindrazana