Ity no tadidio tsara ,fa aza mamorona an ! ... hon hon hon

1. andrywui ( 17/08/2010 10:04)
Rehefa nailiky ny vahoaka malagasy anie i dada ry reto ka ny vahoaka manotolo mihitsy no nadroba ny fananay fa tsy ny TGV irery iany e ! zao ary !!!! ngah mbola nisy TGV zany zao tany Ambanja ,Manakara sns ... tamin'ireny korontana ireny fa ra ny teto Tana dia yééé! ....

ka tokony tsy haniry kintana mihitsy zany hianareo hoe :hanantena foana an'izany dada zany fa hoy mantsy i PINK oe ny capsat hono no hisambotra an'i dada fa tsy vahoaka !!! nefa de tena ny vahoaka mihitsy no maindry mafy azy !! ny vahoaka malagasy rehetra no nampitondrainy kitra tamin'ny vono moka sy ny fandrobana fananana ! -- noho izany !! diso le vinavinan'i pink aloha hatreto ! de aza miteniteny fona tsony koa fa mahamenatra !! ...
novalian'i piozila ny 06/09/2010 15:58
2. pikatti ( 17/08/2010 14:07)
Avy nanao vakansa leisy aho fa tena tsy misy ilavana azy intsony Tana bainn a tena nopotehin-rabitro daholo ny fananam-bahoaka
Tsy haiko ny hiafaran'io bandy io aloha fa raha izao reska mandeha rehetra izao ,n'aiza n'aiza io dia efa tsy tafa le tgvilany[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
3. andrywui ( 19/08/2010 09:10)
kiiii.... milaza fa avy nanao vacansy tany Tanà elah nefa elah ary tetsy Lille sy Bordeaux ry bainnn !! aiza ary iz zany ! mitady hampiesona eto ndray !! efa tsy tafa tsony zany marivo tototra zany bainn fa ovay hafa ndray a!! tanà à tana !!!!!!!!....
4. piozila ( 06/09/2010 15:58)
O ry fanatika an'i Andry radomelina a! tany amin'iny faritra iny aho no nipetraka tamin'ireny fotoana ireny. Ny masoko no nahita mini-bus sy 4x4 tsy avy any antoerana fa avy any Antananarivo angamba ary nandragitra ny olona eran'ny tanana, voatonotonona teo daholo ny resaka foko sy ny sisa(mampalahelo!!!!) dia raikitra min'izay ny gidraka, mbola nitohy koa tao farafangana ary izay nahita maso tao dia afaka manao temoignage fa tsy olona avy ao Farafangana no nitarika. Saingy nandamoaka tao Vangaindrano satria namoaka didy ny lonaka (ampanjaka) fa izay rehetra manaraka ny fandrobana ataon'ireo olona mihantsy ady, avy any Antananarivo ireo dia tsy mendrika ho Antesaka intsony. Soa ihany fa mbola misy ny olonkendry. Azo porofoina ireo rehetra ireo ary betsaka no nahita maso. Ka mbola hilaza ihany ve ianao fa ny vahoaka no nanao ireny? nY vahoaka jiolahimbot Angamba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06