Misy mahamay ndray ao matoa tsisy hita miwouwouwou eto ry zalah be wawawa ...

1. andrywui ( 09/08/2010 14:37)
- Inona no mahamay ???

- Ity dinika santatra efa nakatoavin'ny UI ,
- Ity dinika sy loabary atao etsy Iavoloha ,
- Ity Harinaivo nahatsapa petsa dia niova palitao orange ,
- Ity rawix niverina nanao TGV ndray hon hon hon hon ........



mahamay be ny tanana valilahy eeee........
novalian'i andrywui ny 12/08/2010 13:17
2. andrywui ( 09/08/2010 15:39)
tsy itako tsony e mahamay be ny tanana !!

manjaka tokana ny TGV !

kely hery ny be wawawawaw

niova TGV rawix mba fanatenan'ny and CO tato !!!!

ny oul nantenaina hofidiana ty toa niaraka amin'ny mahery indray !

ny firenena mikambana UI ity toa hanaiky ny HAT aminizay

toa otran'ny efa hisokatra daholo koa ny lalana rehetra dia mamonjy miditra TGV daholo ny oul rehetra na ny LEADERSHIP n'ny TIM and CO aza nisalotra palitao orange aby



mahamay be ny tanana e ! ....




3. fijo ( 10/08/2010 18:40)
hanaiky ny HAT aiza aryyy,tsss mahandrasa letsy fa aza mahita volana aloann'y biby an
4. andrywui ( 12/08/2010 13:17)
vita ny resaka fijo a! .... tchin tchin sisa fa mjanona ho filoha i Pata kely !


-- ny fifidianana ho atao ! tohanan'ny UI vola bobake !....


-- ny LEADERSHIP n'ny TIM and CO aza nisalotra palitao orange KONIKOA aby ... hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0641