Mahamay indray ny resaka fa dinika santatra vs 50 antoko

1. xxwx ( 04/08/2010 06:27)
Miketriketrika mafy ao ny zanak'atidohan'FATY(raha misy?)

Izao indray mantsy ny malaza 50 antoko isan-karazany , anisan'izany ireo TGV misaina,no mangataka ny habillais ny Pm sy fati-forongony

Ny santatra koa moa izao dia mananpy ny hamotsorana ny heloka faobe, ary ny hialan'ireo tetezamita fopla
novalian'i andrywui ny 09/08/2010 11:00
2. andrywui ( 09/08/2010 11:00)
Efa rava ny baolina alou hatreto e ! lasanay i Harinaivo ! any Iavoloha mihitsy lery no mivovo zao !! hon hon hon h
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673