Fantatra ange ireo nanafatra sigara "good look" fôpla e

1. rabaradaka ( 31/07/2010 06:15)
Ilay rangahy mpisandoka antsoina hoe Leboul (Tiana Andria) izay milaza azy ho DG de la maison Chine-Madagascar, sy ireo HAT (Mômy) no tao ambadik'iny resaka fanafarana sigara fôpla iny. Ovay ron'ny gony indray dadatoa, ny gony izao mantsy mora dia ataovy rony
novalian'i andrywui ny 03/08/2010 09:47
2. andrywui ( 31/07/2010 08:53)
baradaka a! le kelifingotra lavanify paty iny mihitsy no tao ambadik'io e !! izy io, tsy afaka amizany le rabitro lahy io ! hon hon hon
3. ravalotgv ( 31/07/2010 13:08)
tsy aleo ve sora fopla toy izay moly fopla
4. xxwx ( 01/08/2010 13:05)
rabaradaka:

Ilay rangahy mpisandoka antsoina hoe Leboul (Tiana Andria) izay milaza azy ho DG de la maison Chine-Madagascar, sy ireo HAT (Mômy

Ka ireo no mampirehereha ny HAT karazana olonolom-poana mpikatramo no najorony ho RAD,
5. xxxy ( 01/08/2010 19:15)
NA GODOLOKA FOPLA NA TENA IZY SAMY MAHAFATY KA ALEO AMIZAO FA MBA MIHINANA NY SASANY
6. andrywui ( 02/08/2010 14:23)
baradaka ===) izay no itan'ny masonao sy lazain'i gazety fa misy resaka bombina be ao fa andaso kely maloha ! ......
7. ouioui ( 02/08/2010 17:19)
Marina izany voalazan'ny rabaradaka izany dadatoa a, ny resak'ialahy wiwi no tena tsaho a, forimporonina fotsiny tsisy mitombina na dia iray aza
8. andrywui ( 03/08/2010 09:47)
marenina oa elah ry le ouioui sao alefako tena marina eo ny sarinlah vao minainaina otran'ny le teo ireny ndray elah a !...
-- Efa hoe ny HAT nlah ireo no namoaka ireny Good Look n'ny fianakam's nay ireny ka mbola arovanlah ndray !!!! mody mba hoe tsy ny HAT no nanao anireny fa zahay koa manao ankety zao !! nefa bandy avy ao iany ireny bandy rehetra namoaka anle GL fopla ireny !!...

lamasinina mivarina ankady ! bitro voalavo lava nify sans qualité minanennagnnnni
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4171