Efa voazanaka hatrany @ tsinaimaintiny ve ny Malagasy ?
1. AndriambyII
(
29/07/2010 20:47)
Ho anareo milaza azy ho maisatra ,aiza ilay ivotoeram-panavotana andrandrain' ny olombelona eto @ ity tany aman-danitra feno fahalotoana sy fahabibiana ity ?
novalian'i Miharena ny 02/08/2010 09:26
2. ndenn
(
29/07/2010 21:06)
Aiza no tena hipetrahan' ny olana araky ny hevitrao ?Ao @ olombelona sa ao @ voahary vita lafatra tanteraka tsy asiana tomika ? Manana olam-pifandraisana @ sasany ve ianao raha ny ordre cosmologique no mamehy ny fisiana eto @ izao tontolo izao ? Sa tsy ampy jerikina ianao hatr@ ny nahaterahanao ka mandefa teny jadona hanavotanao ny fanahinao ?
Sa nianjady t@ nao loatra ny hadirim-piaretana tsy maintsy zakaina @ maha-olmbelona anao ?
Hitodika @ iza ianao rehefa tena irery tokoa eto antany ?
Tokan-teny izahay ! Tsy misy fihambahambana , mivavaha @ Ray tsy toa ,mpanao ny lanitra sy tany , tompon' ny zava-drehetra , ary mpanjakan' ny zavaboary ! Vahrum hiadanah aminah !

4. xxwx
(
29/07/2010 21:27)
Vizana be koa i andriabiloka ato izany , moramora ndenn fa sao mipitika eo koa io
5. AndriambyII
(
29/07/2010 21:38)
Ampy tsara ny jerikinako ka , ary tsy hisy olona na dia iray aza avelako hitavandra ny hasasarako hatr@ izay niainako .Manomboka anio dia anio ihany !! Bye bye à jamais serasera .Merci hery a ! tapitra ny fandraisako anjara teto !Je quitte et je supprime mon IP de contact !
6. pikatti
(
29/07/2010 23:51)
Ahoana indray izany Rabilly a, aza manaiky rebirebena izany elah fa ato anie mila mahatanty taim-bava sy habadoana indraindray fa misy foana bandy mandinika fa raha reny tsy misaina ireny no henoin'elah de eo elah raisina eo
Eritrertin'elah anie e, eto mbola resaka fotsiny fa raha elah izany mahita an'ireo olona ireo de ahoana, mandefa hafatra amiko any elah fa zah tsy afaka mandefa any , efa notadiaviko fa hoe tsy mpikambana ato elah, midira atsy @ namana dia fenoy ny mombamomba, be isika ato no mifampiakama na tsy mitovy hevitra aza

7. andrywui
(
30/07/2010 09:30)
IO fa lasa koa zany i billy noho ny inona ??? noho ny nanaovan'i feticon azy !!! izy le nompanompainlah be iny zao no nahatezitra azy !! .... aza mandeha zany letsy billy a! de aza valiana mihitsy letsy ze provocation n'edala any a ! ....
--hery a!... misy IP sy pseudo tokony alana tt de suite mitsy ato e !! le be teny ratsy io !! nanala kil iray nedala androany !!
feticon _xxwx _ouioui _ zigzag demony_ alao tao reo hery a! ...
mijanona letsy mou alou billy a...... fa ho ampihinaniko io bandy io e !!!

8. ouioui
(
30/07/2010 11:53)
Tena sakaiza manody marina ialahy wiwi, mpihatsara velatsihy, ialahy no mpigafy ato dia mody malahelo BE eo , nefa ny ao an-dohany ao bon débarras hihihi ndàba koa fa zà tsy mitazona
9. Miharena
(
02/08/2010 09:26)
Raha jerena tokoa anie ato amin'ity resaka forum politika ity dia tena fanosihosena mihitsy ny maha-izy azy ny tsirairay e!
Fitaratra azo raisina ve izao ataontsika izao?
Ny hany azo atao aloha dia mivavaka ho anareo rehetra mba hitsirian'ny Fanahy Masina sy ny FITIAVANA fa tsy hifampitsara.
Fitaratra azo raisina ve izao ataontsika izao?
Ny hany azo atao aloha dia mivavaka ho anareo rehetra mba hitsirian'ny Fanahy Masina sy ny FITIAVANA fa tsy hifampitsara.