misaotra TGV

1. bazylou ( 29/07/2010 09:59)
Mba vakio sy jereo kely le conseil des ministres ao am tribune ao fa na ny karenjy aza izao hiverina anamboara indray.

Merci, TGV, merci fa misy dingana lehibe.
Ny ao am ambasady efa nesoriny daholo ny goaika antitra rehetra, tsy hita mbamin'ny sarin'izy ireo.

Izahay tsy manohana an'izany Ranjevazeva izany e.

TGV, TGV vive TGV
novalian'i pikatti ny 29/07/2010 23:56
2. andrywui ( 29/07/2010 11:26)
Merci bazylou a! ... atao inona koa letsy goaika soavaly lava tava efa antitra zany fa aleo hitondran'ny tanora ny baolina a! .... ny antitra zany ny mitanin'andro no mety aminy de manome conseil kely amin'ny maha antitra azy dia basy !!

---- Rajeva directeur n'ny banky mpangala-bola tao amin'ny Banky Manakara ve ???? ento ho an'ny AND CO any fa tsy aleo ndray ary i Ndafy be soavaly !!!!!!!....
3. xxwx ( 29/07/2010 18:30)
Dia FALY ery anie ry zalahy roalahy fozaorana mampahery tena kely ato e
Eo dia angano fampatorina an'ny madaman'i bazylou dia matory koa i wiwivenasy
4. andrywui ( 29/07/2010 18:36)

Dia FALY ery anie ry zalahy roalahy fozaorana mampahery tena kely ato e
Eo dia angano fampatorina an'ny madaman'i bazylou dia matory koa i wiwivenasy
5. xxwx ( 29/07/2010 18:39)
TGV izany tsy miexiste e! Efa nandevin-tena izany fa ianareo ve mitapy e
6. AndriambyII ( 29/07/2010 21:16)
Fiara marary aty ireny ve no mba ato fierté fa ianareo kou tsss ! Mba tonga saina @ izay fa efa betsaka ny malagasy eran-tany miasa hatrany @ pentagone ,ny kremlin sy ny sisa ry tsamy a!! Sa mbola manana complexe de superiorité caduque kou ???? C' est a chier !! LLLLOOOOOOOLLLLLLL
7. pikatti ( 29/07/2010 23:56)
bazilozitra:

Mba vakio sy jereo kely le conseil des ministres ao am tribune ao fa na ny karenjy aza izao hiverina anamboara indray.

Ny anlty koa dia minominonono lava io foana, ié manamboatra fusée Ariane hono ny ao Ambatolampy e, de zay tokoa ny adla lahy de mino ,tssss[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583